05/08/2026
๐ฉ๐๐ฉ๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐๐ข๐๐ก๐ ๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐ข ๐ ๐๐ฆ๐๐ก'๐ ๐๐๐ฆ๐ข๐.
โก ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐: FANGATAHANA FAMELAN-KELOKA SY FIBEBAHANA
Ry Fo Masin'i Jesoa, Ianao ilay fo voaratra nohony fahotanay, nefa mbola manohy mitia anay hatramin'izao. Mamindrร fo aminay amin'ireo fahotana rehetra vitanay. Mba omeo fo madio izahay ahafahanay mibebaka sy hiala amin'ny ratsy rehetra fataonay, ary ampianaro izahay hahay hanahaka Anao. Omeo fo tia fihavanana, mamela heloka ary vonona hanao ny sitrapon'Andriamanitra mandrakariva izahay.
Amen!
โ
Ry Fo Masin'i Jesoa, matoky sy miantehitra Aminao izahay.
Ry Fo Masin'i Jesoa, mamindrร fo aminay. ๐
ยฉ Ekipa Fianakaviana Masina Tontolo Katolika