04/04/2023
Aza kivy mahereza hatrany fa tsy maintsy mbola hisy valiny vavakao ary tsy ho very maina ireo ezaka vitanao !
Ho avy Andriamanitra hamaly vavakao sy ireo fanirinao rehetra amin'ny anarany jesosy kristy tompo ππ»ππ»ππ»ππ»
Ho marina aminao zany AmenπΈπ¦ππ»π
21/03/2020
Mirary de mirary alina mafinaritra ho atsika zanak'Andriamanitra tsy akanavaka!
Tahin'Andriamanitra daholo AMENπππβ€
20/03/2020
AMEN RAHA MINO IZANY KO IANAOππ!!
πDERA LAZA VONINAHITRA DE HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANYπβ€πβͺ!
05/01/2020
Mirary taona feno fahasambarana sy fifaliana ary feno fahombiazana sy fanambinana ho antsik rehetra amin'ty taona vaovao diavintsika ity ilay mahery mahefa ny zavatra rehetra anie hiaro sy hitatana dia antsika !ππβ€ππβͺβͺπ°
02/11/2019
NA MBOLA TSY MANGATAKA ARY TSIKA DE EFA FATATR'ANDRIAMANITRA ZAY SAHAZA HO ANTSIKA AMENππππππβ€ππππππ!!
29/10/2019
AMEN AMENπππππβ€πβ€β€π
27/10/2019
1mn fotsiny mba isaorana ilay ANDRIAMANITRA BE Famindrampo ππππππππ!!
MISAOTRA RAY
26/10/2019
TENA AMPY HO ANAY TOKOA TOMPO FAHASOAVANAO MISAOTRA ANAO ZAHAY AMENπππππππππβ€
25/10/2019
EFA MIADY NY ADINTSIKA TOKOA NY TOMPOπππππππβ€β€β€