Fampianarana yoga méditation gratuit @ 10 mai @ 9h30.
Tongava ary manantona n'y centre foibe.
toerana : ANS ampefiloha
tél : 034 66 819 53
Sahaja yoga Antananarivo
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sahaja yoga Antananarivo, Yoga studio, Ampefiloha ANS, Antananarivo.
12 Avril @ 9h n'y fidirana vaovao ho an'izay hianatra yoga.
Gratuit avokoa n'y fampianarana rehetra.
tel : 034 66 819 53
Afaka Tonga de manantona mivantana n'y centre !
Mitohy ny 01 avril izao ny fandraisan' olona hanao yoga. Maimaipona hatrany ny fampianarana.
Ny tapakandro maraina 9:00
Toerana : ANS ampefiloha
Tél: 034 66 819 53.
18 janvier 2026 @ 9h maraina n'y fandraisana ireo olona vaovao hianatra yoga méditation gratuit.
toerana : ANS ampefiloha
contact: 034 66 819 53
Tongava maro hatrany e!
09 novembre izao no fandraisana ireo mpianatra vaovao hianatra yoga méditation gratuit, @ 9ora maraina .
centre foibe: ANS ampefiloha
contact: 034 66 819 53
Tongava maro hatrany e!!!
09 novembre @ 9 ora maraina n'y fandraisana mpianatra vaovao hianatra yoga méditation gratuit.
centre foibe: ANS ampefiloha
contact : 034 66 819 53
Tongava maro hatrany Ary e !!!
Mitohy n'y 17 août Zao @ 9h n'y fampianarana yoga maimaipona ho an' n'y olona rehetra.
Centre : ANS ampefiloha
Contact : 034 66 819 53
Tongava maro hatrany e!!!
Sahaja yoga méditation madagascar mampianatra yoga gratuit ho any olona rehetra.
Daty fanobohany n'y mpianatra vaovao: 27 juillet 2025, @ 9h maraina
Centre foibe: ANS ampefiloha
Tongava maro e!!!
Sahaja yoga méditation madagascar mampianatra yoga gratuit ho any olona rehetra.
Daty fanobohany n'y mpianatra vaovao: 20 juillet 2025, @ 9h maraina
Centre foibe: ANS ampefiloha
Tongava maro e!!!
Noho ny andron'ny fankalazana ny yoga maneratany ( Journee mondial du yoga), dia faly mandray mpianatra vaovao izahay hianatra yoga meditation maimaipona ny :
21 juin sy 22 juin 2025, @ 9h.
Toerana: ANS ampefiloha
Contact: 034 66 819 53
033 60 468 02
Tongava maro e!!!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo