21/05/2026
๐ธTahirin-tsary - USCAR vs USA Ankadifotsy/ TOP12-Dec2024
Ho famaliana ny fangatahanareo mpanaraka sy mpakafy lavalava,
Ho zarainay miandalana eto amin'ny pejy USCAR RUGBY-Officiel ireo "sombin-tsary" mandrakitra ireo lalao nandraisanay anjara fahiny, izay tsy narantinay teto amin'ny pejy.
Ao amin'ny vondrona "USCAR fans Club Officiel" https://web.facebook.com/groups/691575877100071 kosa no anapariahanay ireo sary rehetra, izay marihana fa tsy sarinay irery fa misy ny sarin'ireo mpilalao hafa izay nihaona taminay.
Hisaorana i Rastacom NG sy ny ekipany tamin'ny sary.
18/05/2026
๐XXL Top 12 andro faha-09๐ต๐ก
Sombin-tsary nandritry ny lalao ๐ธ๐ฅ
Uscar
17/05/2026
๐Tapitra ny Lalaoโ
3FB (20) - (35) USCAR
Uscar
17/05/2026
Tapitra ny fizaram-potoana voalohany
3FB (17) - (19) USCAR
17/05/2026
Efa manomboka izy ato ๐๐๐ช๐ผ๐ก๐ต
17/05/2026
๐ XXL TOP 12
โMinitra vitsivitsy no isaina dia hiakatra an-kianja Isika ๐ต๐ก๐ช๐ผ
16/05/2026
Rahampitso izany mifankahita eny an-kianja eh ๐๐ต๐ก
Uscar
12/05/2026
๐ XXL TOP 12 - Andro faha-09
Ity indray ny fandaharan-dalao ho an'ny andro faha-09 ny Alahady 17Mai hoavy izao.
โ@ 03ora tolakandro ny antsika ๐ต๐ก
Uscar,
11/05/2026
๐ XXL TOP 12 - Classement โฌ๏ธโก๏ธโฌ๏ธ
Eo amin'ny laharana faha-05 no misy antsika taorian'ny andro fahavalo, amin'ity Lalao fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara ity.๐ช๐ผ๐ต๐ก
#5 ๐ต๐ก
Uscar
03/05/2026
๐ฅ๐ฅPROGRAMME DES MATCHS๐ฅ๐ฅ๐ฅ
๐ CHAMPIONNAT DE MADAGASCAR XXL TOP12 ๐
๐
Dimanche 03 Mai 2026
๐๏ธSTADE MAKIS ANDOHATAPENAKA
Rรฉsultat Final
TFMA (46)-(44)USCAR
XXL MADA
Orange
03/05/2026
๐ XXL TOP 12 - Andro fahavalo๐ฅ
Ora vitsivitsy sisa dia hanomboka ity
Uscar
๐ช๐ผ๐ต๐ก