STK Foot club

STK Foot club

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from STK Foot club, Sports Team, Antananarivo.

11/12/2024

🔵⚪Entraînement sy match amical ny sabotsy ! ⚽🏃‍♂️

👉 Ho any kely : Entraînement ny sabotsy ! 💪

👉 Ho any lehibe : Misy Match amical ny sabotsy ho avy izao. Aza adino ny mitondra matériel+rano ! 🥤

📍 Lieu : terrain HJRA 🏟️
⏰ Horaires :15h30

Fanazava fanampiny :
☎️033 14 682 39| 034 43 616 15 - MP

Photos from STK Foot club's post 20/11/2024

⚪🔵|entraînement samedi prochain|15:30🕞
Lieu : terrain HJRA🏟️
Aza adino ny matériel ✊🏽⚽

☎️:033 14 682 39/34 43 616 15 - MP

Photos from STK Foot club's post 13/11/2024

📆Misy entraînement ny sabotsy 15 novembre| 🕞15:30 ao am kianja HJRA .

📢fiatsoana mpilalao vaovao!!🚨

⚽⚡ Izahay dia mandray mpilalao vaovao ka ireto avy ary ny conditions :
✔️Mivavaka ao amin'ny FJKM Ziona Fahazavana Anosibe .
✔️14 taona noho miakatra .

🔸Ny STK sokajy sport dia tsy hoe manabe ara-panatanjahatena fotsiny fa manabe ara-panahy ihany koa 🙏🏽🕊️, ary ireo mpanazatra dia efa za-draharaha avokoa ✊🏼💯izay mandany fotoana hanatsarana ny teknika sy ny paikady.🎯🏅

💠Raha toa ka liana ianao dia ireto ny afaka ifandraisana na ilana fanazava fanampiny:
📲: 033 14 682 39| 0389104278
💬: miditra message privé .

Photos from STK Foot club's post 07/11/2024

📣 Tsiahy kely ho antsika mpilalao STK ! 🔥

🗓️Entrainement sabotsy 09 novembre |15h30 eny amin'ny kianja HJRA !! 💥⚽

📢 Fanentanana ho an’ireo tanora liana amin’ny baolina kitra! ⚽

💥 Fanentanana ho an’ny tanora zazalahy manomboka amin'ny 14 taona noho miakatra, izay mpivavaka ao amin'ny FJKM Ziona Fahazavana Anosibe: raha manana faniriana hiditra sy hilalao miaraka aminay ianareo, dia tongava hijery sy hanatevin-daharana. Izahay dia manome fiofanana manara-penitra sy matihanina miaraka amin’ny mpanazatra efa za-draharaha sy manam-pahaizana amin’ny fanazarana baolina kitra
📌Toerana :kianja HJRA
📌 isaky ny sabotsy amin'ny 3:30
Fanazava fanampiny
🔸midira message privé
🔸033 14 682 39/034 43 616 15

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo