Faly miarahaba antsika vehivahy rehetra, samy tahin'Andriamanitra daholo, haha ita ny adidh amandraikatratsika am tokatranotsika tsirairay avy🥰🥰🥰🥰
Vente Meva Online
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente Meva Online, Fianarantsoa, Antananarivo.
15/02/2026
Sac Chloe 38000ar
17/01/2026
Iza no homeko fa hizara Kely za,Zay abonné ihany an! abonnéo Ary n pagetsika, invitéo n namana hilalao,de partagé o,ataotsika akitsapaka Zay 3 mahazo,alefako eto Zay vosarika handefa n numéro andefasana azy😘🎈
18/12/2025
asiantsika jeux Kely, Zay mahalala ny date d' anniversaire ko de omeko goûté 20000ar ,date sy mois ,alefaso Ary,Zay roa mahamarina ka vosarika no omeko azy👏👏👏 partageo Ary de taggeo n namana
18/12/2025
Mbola ato ty ,tennis pt 36/37
18/12/2025
firy taona Ary za taminito sary ito?
18/12/2025
ballerine izay haka azy pt37 , couleur marron et blanc,15000ar
19/10/2024
Sacs vaovao manja be,pas plus de 35000ar 😍😍😍
19/10/2024
Ato le kapa tsara be Sady mora be ,afaka manao livraison,pas plus de 18000 ar😍
19/10/2024
Tennis friperie 1er choix mora be tsy misy otrizany ,
Ato le entana manja be, anotanio Zay mety fa misy tee-shirt Thaïlande manjabe,taille S,M,L, misy polo han ko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Antananarivo