KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy

KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy

Share

Misokatra ho an'rehetra☯️
Mandray mpianatra vaovao hatrany

☎️0347359107

Photos from KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy's post 09/04/2026

ARABAINA MANOKANA i RONCHARD AVY ATO @ Kwoon bemasoandro 🙏☯️

Tontosa soa amantsara ny Championnat de Madagascar teo amin’ny taranja KUNG-FU taona 2025, izay natao teny amin’ny Temple de Pierre Mizael Ambatomirahavavy.
Toy izao ny vokatra:

🚩TAO LU:
Main nue : LEHILAHY 👉 Ligy BOENY
VEHIVAVY 👉 Ligy ITASY
Arme: LEHILAHY 👉 Ligy VAKINANKARATRA

🚩 KUNG-FU LIGHT
-55 Kg 👉 Ligy SAVA
-60 Kg 👉 Ligy Amoron'i Mania
-65 Kg 👉 Ligy Analamanga
-70 Kg 👉 Ligy Amoron'i Mania
-75 Kg 👉 Ligy Analamanga


22/03/2026

Tsy ao @ salle mahazatra ny entraînement antsika androany

☎️034 73 591 07
033 64 249 95

Photos from KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy's post 15/03/2026

*Voninahitr'ANDRIAMANITRA ny manafin_javatra...

Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta- javatra *(ohabolana 25and:2)

MPANJAKAN'NY ZAVABOAHARY ISIKA💯

✨Sary nandritran'ny fanazaran'tena anio

mandrakariva
# kwoon bemasoandro

Photos from KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy's post 08/03/2026

Izahay ato KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy ☯️ dia faly miarahaba anareo VEHIVAVY rehetra fetinareo izao🎊🥰

Hiaino,☯️
Hakao tsirony ny tontolo andro🙏

Manaova fety sambatra daholo💫

Tongava mikotrana androany dia miara mifety isika....

☎️034 73 591 07
033 64 249 95

Photos from KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy's post 22/02/2026

VISUALISATION 💯
ACTION 🙏
RÉSULTATS ☯️

🎊3 ANS🎊

Feno 3 taona tam'18 febroary 2026 teo ny KUNG-FU WISA KWOON bemasoandro itaosy 🥰

Ary notanterahana androany tao anaty entraînement ny fankalazana niarahan' ny mpikambana rehetra☯️

Mitohy ny lalana🤞
Mitohy ny ezaka🤞
Handroso hatrany ☯️

Mankasitraka antsika rehetra teo foana hatramizao sy mbola ho eo foana 🙏
Mandresy mandrakariva

Photos from KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy's post 14/02/2026

HAKAO TSIRONY NY FITIAVANA❤️

Mirary fetin'ny mpifankatia mahafinaritra ho an'tsika rehetra ☯️

11/02/2026

Tout ce qui existe est "LA VIE"☯️

Tout ce qui existe "VIBRE"✨

Soyez ponctuel dans tout ce que vous faites 💯

mandrakariva

10/02/2026

Eo kely daholo ndray aloha!💯☯️

09/02/2026

Miaina,izay ihany☯️💯

Photos from KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy's post 09/02/2026

Handroso hatrany ☯️
Hikatsaka ny mamy🙏
Sa tsy marina izany?😀

Nahafinaritra ny omaly💯

Mankasitraka antsika rehetra 🙏
Na isika mpikambana na ianareo namana niara nifaly ✨

mandrakariva

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Bemasoandro Itaosy
Antananarivo