Lioréa

Lioréa

Share

SHOPPING EN LIGNE🛍
✨ " Style & Fashion & Chic" 🎀
📞Service clients : +261 389280736
‼️ Manandrana izay vao mandoa vola 💯
🚚 Livraison partout à Madagascar

Photos from Lioréa's post 07/06/2026

Valiny lalao antsika androany 🥰
🥳FELICITATION🎉Ny Lova Finaritra izy no mpandresin-tsika T@ lalao voalohany
📌Efa ivoaka ny 1er article antsika sady promotion beee fa araho ny page 😎
😇araho foana ny page fa mbola maro ny lalao ao.
🌸iza indray ny mpandresin-tsika @20 juin ary ooo 🤩

Mp envoyez Ny Lova Finaritra

28/05/2026

Conditions générales de vente 📝

1) ouverture de page à 7h30 (matin)-22h (soire) ; 7js/7. ( afaka mandefa MP iany ianareo fa valianay rehefa misokatra.

2) prix:
- Prix en ariary no hitantsika eto ary mbola tsy tafiditra ny frais de livraison.
- raha tsy hoe miteny izahay hoe livraison gratuit

3) Pour commander :
- MP ou appel directe sur 038 92 807 36
- contacte + lieu de livraison+ photo an'ilay entana
- Izay tonga aloha no mahazo aloha.
- raha live dia izay tonga aloha no mahazo mialoha miaraka en MP

4) Mode de paiement :
- Ho any eto Antananarivo dia Ty sy Nday : azonao ny entana omenao ny livreur ny vola
- rah hanao réservation = paiement en totalité ou acomptes 50℅ (1mois et 15 js ny délai ny entana atao réservation rah 50℅ no alohanao)
- Ny any = paiement@mobile Money mialohany ny andefasana ny colis ary mandoha frais de livreur ( 3000ar) sy frais colis atao P.A

5) livraison :
- J+ 1 ny livraison
- Manomboka ny 3 000ar dia arakaraka ny toerana misy atao
- ny province dia alefanay coopérative tianareo ihany

6) Retour:
- afaka misafidy ny andro sy heures anaovana livraison, rah sanatria tsy honina na misy défaut dia afaka averina fa mandoha ny frais de livraison INAO
- tsy mandray entana miverina itsony izahay rehefa lasa ny livreur fa Miala Tsiny
- Izay prix nifanarahan-tsika ihany no izy fa tsy hoe tonga ny entana dia miantso hoe: MBA ataovy.......ar fa tsy ampy ny volako

27/05/2026

🎁 GIVEAWAY Time 🎁
- Un ensemble gilet + short 💁 tirage 7 juin)
- 2 hautes gilets 🙆 tirage 20 juin)
- bon d'achat 100 000ar 💰 à 1 000 abonnés

Lalao voalohany eto izy ity koa samia mitsapa vintana ee👍

Fitsipika:
1) Mila abonné ianareo
2) identifié-o ny namana +5 hiaraka hilalao
3) partagé-o ao anao ary ataovy mode public ity publication ity miaraka @

🚫 Compte fake, compte fanaovana jeux

💁 BONNE chance !!
Araho foana ny pejy fa maro ny zavatra hita eto.

Photos from Univers des ADO's post 01/04/2025

Ireto indray ary ooo😁
Jerevo izay tiana 😍( warrior/ Bareag)
🚛 Livraison partout
Confirmer en MP
✅ Détail chaque photo et en commentaire 👇

Photos from Univers des ADO's post 01/04/2025

Tennis fripe👟, sans défaut.
👌Tena tsara, vita avy any Italy.
👣 Pointure :38(240)
Prix : 15000ar, disponible Zao .Tonga dia Mp
🚛 Livraison partout à Madagascar

Photos from Univers des ADO's post 10/02/2025

💻 Mini table ordinateur pliable 💻
Prix :60000ar
📸 Photo réel
🚛 Livraison partout
Veuillez contacter nous sur MP

Photos from Univers des ADO's post 01/02/2025

Body crop mamy kely😍
☑️Toutes tailles disponibles
🏷️Sans motif:9000ar, mividy 2= 17000ar
🏷️Avec motif : 11000ar, mividy 2= 21000ar
🚚 Livraison partout à partir de 3000ar

Achats+10: livraison gratuite ☺️

31/01/2025

❣️❣️
Tsapao ny vintanao😏
🎁 Olona 6 bé izao no ahazo anireo T-SHIRT ireo 🙂 izay taille tinareo mintsy.
Conditions :
✨Araho ny page.
✨Invitéo ny namanao hanaraka ny page sy mba hilalao.
✨ Mentioneo ilay namanao10 de teneno hoe:"Araho ny page, tenter votre chance 😚"
✨ Partageo 3 misy anao:" Ndao ilalao miaraka UnivUnivers des ADO. Publiéo eo anao atao mode public.
✨ Capture d'écran obligatoire.
Tirage : 10 Février 2025.
😎Tenter votre chance 😚

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo