14/10/2024
🚨 Rinjala Raherinaivo, 26 ans / Ailier Droit
🚨Statistique en 2024-2025⏳ avec CS Chênois/ Suisse 4ème division.
🏟 10 matchs
⚽ 04 buts
🎯 00 passes décisives
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Stat BAREA, Sports Team, Antananarivo.
14/10/2024
🚨 Rinjala Raherinaivo, 26 ans / Ailier Droit
🚨Statistique en 2024-2025⏳ avec CS Chênois/ Suisse 4ème division.
🏟 10 matchs
⚽ 04 buts
🎯 00 passes décisives
14/10/2024
i Bouchra Karboubi 🇲🇦 no voatendry hitsara ny lalao anio ariva. 𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝘁𝗲𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝘆 #𝗠𝗮𝗿𝗼𝗸𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗵𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗼 𝗳𝗶𝘃𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻'𝗶 𝗕𝗔𝗥𝗘𝗔 𝘀𝘆 G𝗮𝗺𝗯𝗶𝗲 𝗮𝗻𝗶𝗼 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮.
12/10/2024
Eo amin'ny laharana faha-4 no misy an'i Madagasikara ao amin'ny vondrona misy azy ho an'ny fifanintsanana makany amin'ny CAN 2025
09/10/2024
Ny fondrona nisy an'i Madagasikara tamin'ny CHAN 2022 farany teo..
🎯3 matchs
🎯3 victoires✅
🎯9 Points✅
08/10/2024
Hotanterahina ny alarobia 9 oktobra 2024 ny antsapaka amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (CHAN) 2024. Nambaran’ny Confédération Africaine de Football (CAF) tao amin’ny tranokalany izany.
03/10/2024
🆘Tsara ho fantatra🆘 !!!
✅✅ireo fandresena goavana...
03/10/2024
🆘Tsara ho fantatra🆘 !!!
❌❌❌ireo faharesena mafy nahazo ny BAREA...
03/10/2024
📢📢Miomana hiatrika an’i Gambia amin’ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny fifanintsanana amin’ny CAN 2025 i Madagasikara amin’izao fotoana izao, izay manana isa iray monja, Taorian’ny faharesena nanoloana an’i Tunisie (0-1) sy ny ady sahala nifanandrina tamin’i comores.
Ny tsara indrindra dia tsy maintsy mandresy tanteraka ny Barea amin’ireo lalao roa amin’i Gambia, izay hatao ny 11 oktobra sy ny 14 oktobra any Maroc.
📢📢Miarahaba antsika rehetra mpanaraka!📢📢
Misokatra amin'ny fomba ofisialy anio ny pejy Actualités BAREA entina ilazana ny Vaovao marim-pototra ho antsika rehetra..
Abonneo ny pejy 👍👍