B-Knaka

B-Knaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from B-Knaka, Sport & recreation, Ankadindravola Ivato, Antananarivo.

Fialana voly fijerevana toerana maro samy hafa fitiavana firainsan-kina
Natao hoan'ny karazana rehetra sy karazan'olona tsy ankanavaka
B-KNAKA Firaisan-kina no hery

Vita soamatsara ny carnaval androany journée mondiale de bicyclette  -KNAKA
03/06/2026

Vita soamatsara ny carnaval androany
journée mondiale de bicyclette
-KNAKA

Lasa zao a🚲🚲🚲🚲🚲🚲🚲Kaintyh Fainny
02/06/2026

Lasa zao a🚲🚲🚲🚲🚲🚲🚲
Kaintyh Fainny

Tongava daholo zalah a!            🇲🇬🚴🏻‍♀️3 JONA🚴🏻🇲🇬FOTOANA EO @ JOVENA ANDRANOBEVAVA @ 2ORA TSY DISO NY FOTOANA SAMIA M...
30/05/2026

Tongava daholo zalah a!

🇲🇬🚴🏻‍♀️3 JONA🚴🏻🇲🇬
FOTOANA EO @ JOVENA ANDRANOBEVAVA @ 2ORA TSY DISO NY FOTOANA SAMIA MITONDRA SAINA KELY , HOAN'NY CLUB na GROUP sns.. MITONDRA FANAMIANA MITOVY izay manana , TSY HANAVAHANA FA ASAINA DAHOLO IZAY MPITAINGINA BEKA REHETRA HANAMARIKA NY ANDRO HOAN'NY VELO ISIKA. Hisy ny toromarika kely eny ka HIAINGA EO ANDRANOBEVAVA KA HIHAZO NY HYDROCARBURE, HENRY FRAISE, AKAZOMANGA , 67 AVARATRA, ARTEC ARY HIFARANA ENY ANTANIMENABE AMBOHITSIMANJAKA , HISY NY DINIKA SY FIFANAKALOZANKEVITRA HIARAHANTSIKA HAMPANDROSO NY TONTOLON'NY VELO -KNAKA Beka sns.. eny ANTOERANA. Hiarahana amin'i Présida Ligue Cyclisme Analamanga
Misy isika mihaina isika milalao isika tongava daholo ary e!

30/07/2025

Randonnées B-KNAKA Andranovelona RN4
Temple xizu Andranovelona ,, Usine eau vive

Address

Ankadindravola Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B-Knaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share