08/02/2025
Ny ERFA dia koa dia miara-miasa @ ireo namana izay manohana
Mba ho fanatsarana hatrany ny tetik´asa
Isaorana izay efa miara miasa sy efa nanohana teo foana
Sady mbola misokatra hatrany ny partenariat
❤️🔥❤️🔥💛💚💪💪🤝🤝
31/01/2025
Eny an-kianja
🏉 🏉 🏉 🏉 🏉 🏉
🧠🧠🫀🫀💛💚
31/01/2025
Ny Lalao baolina Lavalava dia Fianarana Fiainana sady fiainana
Taniketsa
31/01/2025
Ireo namana
Mpanampy Mpanohana
Les collaborateurs pendant la Compétition
Milay nareo
💛💚
31/01/2025
Les entraîneurs et Éducateurs
Solidarité dans la diversité
31/01/2025
Le Rugby c´est la vie
Relève d´Amboditsiry
Fitiavana, Fihavanana, Firaisankina
Fiombonana, Fitambarana, Fifandraisana,Fiarahamonina,
💛💚💪