Ezaka Académie

Ezaka Académie

Share

✌️ More than a club.Més que un club ✌️

14/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Deny Mila Sy Vahiny, Hasina Ravahanala, Rah Aina, Artï Kïmïrä, Kems Rodrygo, Rova Nanoaniaina, Arthur Lanjaniaina, Haja Mitantsoa, Arthur Ratolotriniaina, Larw Oane, Thierry Thierry, Zåndry Këly Bïfälõ, Tahiana Fity, Jean Renato, Dęe Rïčk, Mario Mandzũkïč, Anjara Nico Jr., Alejandrø Mickael, Mafyh Atokah, Ma KL, Miavosoa Rakotonindriana, Jonathan Ismael, Ha Si Na, ʚʆɞ Pøta ʚʆɞ, David Dit Plato, Miary Nomenaa, Viniçus Junior, Ra Sefo, Ur Nii Raza, Marc Matenaina, Benn Andrianjaka

19/01/2026

Section D2
Izay andraisan’ny équipe Ezaka Académie anjara.
Ireto avy ary ny vondrona misy antsika ao anatin’izany :

Ezaka Académie
Les élites
Itaosy Dinasty
Future SCA
IFA
Releve Pati FC
Zandry gasy
Gr***de FC
CFFJA Deux

Koa andao hiara- hientana sy hanohana ny équipe ny Ezaka Académie

Droit au but . Mes que un club 🔥

14/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Brã Yane, Toky Joel Rakotonirina, Tsila Bro Jr., Toum Andriah, Marti Nelli, Tojo Nirina, Țol Țra

Photos from Ezaka Académie's post 09/01/2026

Aza adino ny kotrana farany rahampitso asabotsy @5 ora maraina atram 7 Ora mihaloha ny match section D2 izay atao ny alahady izao ...

Ezaka Académie
Automoto plus

Photos from Ezaka Académie's post 01/01/2026

Bonne année 2026

Izay eto Ezaka Académie Dia mirary ny soa sy ny tsara ho anareo rehetra @ ity taona ity

Mba ho taona zina sy taona feno fahombiazana ho atsika rehetra anie ty taona ity 💗💗

27/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! C'est Pablo, Nambinintsoa Nàmbïnîntsoa, Hakhimi Daniel, Zah Ihan Mex Man

25/12/2025

Izahay ato @ ezaka Académie Dia mirary fety sambatra ho anareo rehetra 💗🎄

Ezaka Académie

Photos from Ezaka Académie's post 11/12/2025

Sombiny tamin’ny kotrana anio ho an’ny Ezaka Académie 💪

✍️ Aza adino ny fotoana antsika @ Sabotsy izao @ 2 ora:
ny détection,
Ao @ kianja ny Saint Michel Itaosy 🏟️

mitondra ny tsara indrindra e! ⚽🔥

Photos from Ezaka Académie's post 09/12/2025

Détection D2
Noho ny olana nisy Téo Dia mihemotra ny détection
Noho izany Dia ho taterahina ny
📅 Samedi 13 décembre 2025
🏟️ Saint Michel itaosy
🕖@2 Ora tolakandro

Ireto avy no zavatra takiana @ izany
-17atram 25 taona 🔥
-Vonona anaja ny fitsipika ny ao @ nay
-Olona Mbola ts manana fifanarahana ara taratasy @ kilioba afa (licence)

NB :izahay Dia mandray anjara @ section eto atsimondrano D2
: aza adino ny mitondra rano
: Mila mitondra matériel ( godasses, maillot,sns)

Numéro WhatsApp :0341742529
Appel :0346113949,0385280027

Automoto plus

06/12/2025

ANNULATION — Détection D2🥺
Miala tsiny aminareo rehetra. Noho ny antony ts avy @ Nay (ts afaka ilalaovana ny kianja fa dibo drano )dia foanana aloha ny détection kasaina hatao ny 7 Décembre.
Hampandre anay ny daty vaovao tsy ho ela.
Misaotra amin’ny fahatakarana 🙏🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Itaosy
Antananarivo