Gracie179

Gracie179

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gracie179, Sports, Antananarivo.

21/05/2026

Tsy mora anie ty Taranja ity e 🥹 lombolombon’y Morengy🤣
Vaky vava ndray🥹

Photos from Gracie179's post 18/05/2026

Bavy a, ndao mba itondra kely zahay 😍
Tsy sarotiny ah fa navelako hitondra koa iro.🏍🥰
Za tia Moto, iro tia Moto, tsika jiaby tia Moto🏍🥰
Mba alifasa ao Bandikely na sipakely tia Moto be ireny ho jirentsika fa tena misy mafatifaty be mintsy miitsoka any ambadika any zao a😍

Photos from Gracie179's post 15/05/2026

Aleony viavy sasany minamana aminy bandy toy izay viavy ohatr’azy, na koa bandy tia minamana @ viavy. Mba ino antony??? Atovt ao ’s oe.
Reto ny bandy akamako grave Taranja ity🏍🔥

15/05/2026

Azafady, ho anao nanontany Motox Boots🥾 P37 tao amin’ny Mp iny re azafady mba hi-poitra ao indray fa tsy hita tsony ny Mp nifanaovantsika fa tototra ny Mp bedabe efa ho 20000 dia tsy hitako ny resadresaka nifanaovantsika. fans

14/05/2026

Ity misy sary nalefan’olo tao , tsara be no tiako. Misaotra😍
Mba iza photographe naka izy ity?? Mankasitraka izay naka ny sary fa tena tsara be💖💖

14/05/2026

2,1Millions vues💥✨️ wow😍
Misaotra sy mankasitraka ny fanohanana sy fitiavanareo zahay🥰💖 fans

Photos from Gracie179's post 10/05/2026

Mizara vokatra vitanay nandroany izahay 🥰🏍
Omeo bravo mo ry Tatie aa😍

10/05/2026

En fevrier,lors d’une course de en france, Rowan est tombé et son bras s’est fracturé💔

Une periode dufficile pour un garçon , et rempli de de rêves.

Mais un vrai n’est pas celui qui ne tombe jamais,c’est celui qui trouve la de se relever même quand il est blessé.

Aujourd’hui, grace à Dieu, va beaucoup mieux.
Il reprend doucement les
, même s’il ne peut pas encore utiliser toute sa force.

Pas ancore de categorie pour le moment... mais il continue d’avancer avec courage dans la categorie 85Cc 🤍🙏

Petit à petit, il revient...plus fort, plus sage, et toujours avec le même rêve dans les yeux.
Force à toi mon frère💪🤍💖

09/05/2026

Lagy @ hafanana masoandro niandry anjare mpanao 🤣🤣
Jereo ange 🤣 fans

09/05/2026

Tena elaela tsisy no tsy nanao fa niitsoka tany @ dia zao vao mandray nefa ity antomotra🥹
Ity sary mamykely hiarabako anareo mpanaraka za ato🥰💖
EEE🥰🍭

18/04/2026

Mankasitraka ny mpanaraka anay mianadahy hatrany e😍🥰
Efa mihatsara ny fahasalaman’i Rowan fa hohitanareo eto amin’izay izy fans💝

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo