Madagascar Sevens Men

Madagascar Sevens Men

Share

Equipe Nationale de Rugby à 7 Homme 🏉🇲🇬

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 16/05/2026

Niaraka noraisin’ny PDS-n’ny Kaominina Antananarivo omaly teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny Makis Ladies sy ny Makis Sevens 🇲🇬

Notolorany tso-drano sy fanomezana izy ireo 🙏

Madagascar Sevens Men

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 15/05/2026

Fanazaran-tena anaty fahafinaretana sy fahavitriana 🇲🇬💪

Alefa Makis, roso ny dia 🏉🇲🇬

Madagascar Sevens Men

13/05/2026

Ao anaty fanomanana tanteraka ihany koa ny lehilahy ankehitriny 💪🇲🇬

Tsy ho ela ....

Madagascar Sevens Men

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 09/05/2026

Arabaina ny kapiten-tsika 🎂
Mirary soa sy fahasalamana ho anao hatrany mba hiarovanao ny voninahi-pirenena 🇲🇬🙏

Ma Rc
Madagascar Sevens Men

23/04/2026

Miarahaba manokana an'i Yvon Njr isika amin'izao tsingeritaonany zao, mirary soa sy fahasalamana ary enganie mba ho lasa lavitra ianao eo amin'ny fiainana sy ny tontolon'ny rugby 🙏🎊❤️

Makis Sevens ilay bandy 🔥🇲🇬🇲🇬


Madagascar Sevens Men

13/04/2026

Miarahaba manokana an'i Maître Rindra isika amin'izao tsingeritaonany zao, mirary soa sy fahasalamana ary ho lasa lavitra amin'ny adidy Zay sahaniny🙏🎊❤️

Préparateur Physique Madagascar Sevens Men 🔥🇲🇬🇲🇬

Photos from Madagascar Sevens Men 's post 04/04/2026

Team Madagascar 🇲🇬🔥

Madagascar Sevens Men

04/04/2026

Tsy nisy nivoaka teto Madagascar ny amboara na ny sokajy U16 na U18 tamin'ny tournoi AROI izay nandraisan'ny Madagascar, La Réunion, Maurice ary Mayotte anjara

Tanora ho avy ny rugby à 7 🇲🇬💪

Madagascar Sevens Men

Photos from Malagasy Rugby's post 02/04/2026
02/04/2026

Feno 01 taona androany ny pejin'ny Madagascar Sevens Men . Misaotra anareo manaraka hatrany 🙏 🎉❤️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo
101