22/09/2025
Salama tompoko,
Faly izahay mizara aminareo ireto sary vitsivitsy nandrintran'ny alahady farany teo๐
Ilaina tokoa ny mitaiza vatana sy miaina ara-pahasalamana, ka manentana anareo hatrany izahay ato aminโny Terrain basket Tongarivo Tanjombato mba ho avy hanao basket-ball aty aminay.
๐ก Raha te hanao reservation, aza misalasala miantso mivantana aminโity laharana ity: 0389354817
๐ฏ Ankoatra ny basket, misy koa fanatanjahantena hafa azo atao, toy ny rugby sy foot.
Koa manasa antsika rehetra โ na ekipan'ny birao, fianakaviana, na namana โ ho avy hifandimby hanao fanatanjahantena sy hifaly miaraka!
Tongava maro e!
18/05/2025
Salama tompoko ooo ๐
Efa misy baolina basket azo hofaina eto aminay, ka aza manahy raha tsy manana.
Tongava maro hilalao sy hifalifaly!๐ซกโน๏ธ๐จโ๐ฉโ๐งโ๐ฆ
18/05/2025
Salama tompoko ooo ๐
Manaja sy mitandro fahadiovana hatrany izahay eto aminโny "Terrain de Basket Tongarivo". Misy toilettes sy do**he azo ampiasaina ho anโireo avy nikotrana.
Manana parking malalaka sy azo antoka ho anโny fiara sy moto koa izahay.
Koa tongava maro, andao hiara-hilalao sy hifaly amin'ny tontolo madio sy milamina!๐๐๐ฅ
06/02/2025
Salama tompoko ๐
Tongasoa eto amin'ny
**"Terrain de Basket Tongarivo"** ๐๐๐
(akaikin'ny Lycรฉe Tanjombato Tongarivo)
Misokatra isan'andro ( 7jr/7) ๐
Parking malalaka sy azo antoka ho an'ny fiara sy moto ๐๐
Antso: 0389354817 ๐ฐ
Koa tongava maro, miala voly sy mifalifaly amin'ny fanatanjahantena โน๏ธโโ๏ธ๐จโ๐ฉโ๐งโ๐ง