16/04/2026
🎉✨ NOUVEAU DÉPART — INSTANT DE JOIE ✨🎉
Nous sommes heureux de vous annoncer le lancement de Instant de Joie, votre nouvelle page dédiée à l’organisation d’événements 🎂🎈
Nous vous accompagnons pour rendre vos anniversaires et célébrations inoubliables avec :
🎨 Décoration personnalisée
🍹 Cocktail & gourmandises
🎂 Gâteau d’anniversaire
🎧 Ambiance festive
💛 Notre objectif : transformer vos moments en véritables souvenirs de joie ✨
📩 Réservations ouvertes dès maintenant
📞 +261 34 52 830 72
04/07/2025
MPIVAROTRA SAC VE IANAO ?🤗 Mitady sac de QUALITÉ PREMIUM ? 😍
👜🔥 Lot sacs 2 en 1 indray ary ireto e. (Bandoulière- sac a epaule- pochette)
10 sacs manja be, saika 2 en 1 daholo (à épaule na bandoulière): "inspiré" Diesel, Jacquemus, Céline, Neatly, ary Christian dior..... Sy n'y maro hafa 🥰.
Tena tsara n'y matière ny , mora amidy, ka raha mpivarotra ianao na te hanodina vola haingana, ity misy chance tsy azo avela.
Vidiny lot : 180 000 Ariary izy 10 ireo
03/07/2025
💚 NATURAL VIBE EDITION 🔥💚 by Oh Malia 😍
🌀 Le n’est pas juste une couleur, c’est une énergie. 🌿
modèle 2 en 1 – mora entina 💼
🌿 VERT = Fresh sy Original – tena miavaka amin’ny akanjo rehetra
💪 EN CUIR mafy, qualité tsara, tsy mora simba
✨ vaovao sy mbola tsy nisy nampiasa
💸 ALEFA MORA – mety ho anao mihitsy ity 😎
👉 Iza amin’ireo no style-nao ?
📦 Stock limité ⚠️
01/07/2025
🖤 SAC MAINTY EDITION 🔥 🖤 de chez Oh Malia ,😱
4 modèle 2 en 1 tonga dia class,
💼 NOIR , mifanaraka amin’ny akanjo rehetra🤗
💪 Matière mafy, qualité premium , tsy mora miofaka 🥴
✨ Tonga vaovao, mbola tsy nisy nampiasa
💸 ALEFA MORA be – tsy maintsy misy ho anao ato!
👉 Iza amin’ireo no style-nao?
📦 Stock limié ⚠️
30/06/2025
Oh Malia vous souhaite ✨ une très belle journée ✨ pleine de bonheur, d'énergie positive et de réussite dans tout ce que vous entreprenez aujourd'hui ! 💕
Prenez soin de vous et n'oubliez pas de sourire 🌿
Bonne journée à toutes et à tous ! 🙏
24/06/2025
💖 LIVE SACS - ANDROANY 15h ! 💖
Hey Sisters! sacS vaovao, trendy ary tsara be aho aseho amin’ny androany amin’ny !
✨ Promo lancement
QUALITE TENA TSARA FOANA.
23/06/2025
Oh Malia 😍🎉 ARRIVAGE VAOVAO BE!
Sacs tsara be 🔥 : azo atao bandoulière, pochette, na sac à épaule – stylé, pratique ✨
✅ Vaovao be
💎 Qualité PREMIUM
📦 Livraison eto Antananarivo sy any amin’ny faritra
⏳ Stock limité – aza tara fa Sao lany💨
📲 034 52 830 72
21/06/2025
Oh Malia !!! 😍🎉 ARRIVAGE VAOVAO BE! 👜 IZA NO METY AMINAO ?? 😱
Sacs tsara tarehy ✨, mety atao bandoulière 🎒, pochette 👛, na sac à épaule 👜 pratique tsara !
💎 Vaovao be, tsy mbola nampiasaina
💰 Vidiny mirary, qualité PREMIUM daholo
📦 Livraison Tana & faritra
⏳ Stock limité ⚠️. Fa aza tara annn !
📞 034 52 830 72
18/06/2025
Fantatrao ve fa manatsoboka tarehy anaty glaçon isa-maraina dia misy vokany mahafinaritra amin’ny hoditrao? 🧊✨
Ireto ny tombontsoa lehibe azonao amin’izany :
🌿 Mampihena ny fivontosana sy lalan-drà mivelatra
🧊 Manenjana ny pores sy manome "effet lifté" naturel
🌞 Mampisy freshness avy hatrany amin’ny tarehy
💧 Mampihena sebum sy mifehy menaka be loatra
🌸 Manampy amin'ny fikojakojana hoditra madio sy mazava
Ahoana no fomba hanaovana azy?
1. Fenoy glaçon ny tray-nao amin'ny rano madio (na ranom-boankazo voajanahary)
2. Aorian'ny fanasan-tarehy maraina, atsobohy amin’ny glaçon mandritra ny 30-60 segondra
3. Avela ho maina amin'ny rivotra, avy eo ampio crème hydratante
👉 Fomba tsotra sy mora, fa tena mahomby! Efa nanandrana ve ianao?
Lazao aminay ny fiovàna hita amin’ny hoditrao raha efa nanao an’io ianao! 😍👇
17/06/2025
Très bonne continuation à tous ❤️