11/01/2026
⚽ Voka-dalao [Bundesliga - J16]
8️⃣-1️⃣
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kitra radar Malagasy, Sport & recreation, 74 A bis Andranoro, Antananarivo.
11/01/2026
⚽ Voka-dalao [Bundesliga - J16]
8️⃣-1️⃣
11/01/2026
🔴 Ireo 11 tompon-toerana amin'ny fifandonan'ny FC BARCELONA sy REAL MADRID (22:00⚽ Canal+ Sport 3 / Chaîne L'Équipe / World Football)
16/08/2025
Lalao arahina androany @ sabotsy 16 août 💣
Nb:efa manomboka ny akabetsahan'ny lalao malaza ao Europe
10/05/2025
Efa ela lotra izay fa nibata amboara ihany i Harry Kane☺,Mpilalao 31 taona izy ankehitriny, ary efa 14 taona naha mpilalao matihanina azy (parcours senior).
10/05/2025
📄 Bundesliga
0⃣-0⃣
10/05/2025
📄Premier League
0⃣-0⃣
09/05/2025
📄Conference League
1⃣-0⃣ (agg:5-1)
2⃣-2⃣ (agg: 3-4)
Ny Chelsea sy Real Betis no hifandona amin'ny lalao famaranana 28 mey ho avy izao
09/05/2025
📄 Europa League [1/2 finale - retour]
4⃣-1⃣
/GLIMT 0⃣-2⃣
Ny Tottenham sy Manchester United no hifandona amin'ny lalao famaranana @ ny 21 mey ho avy izao🤷🏻♂️
08/05/2025
Lalao anisany malaza anio alakamisy 8 mey 2025⚽
📄 Europa League [1/2 finale - retour]
🎮 MAN. UNITED VS ATH. BILBAO
🕙 22h (ora malagasy)
📺 SS LaLiga
📄Europa League [1/2 finale - retour]
🎮 BODØ/GLIMT VS TOTTENHAM
🕙 22h (eto mada)
🎥 SS EPL
📄Conference League [1/2 League - retour]
🎮 CHELSEA VS DJURGARDENS
🕙 22h (eto mada)
🎥SS Football
📄 Conference League [1/2 finale - retour]
🎮 FIORENTINA VS REAL BETIS
22h (eto mada)
🎥 SS Football Plus
08/05/2025
"Ny hafatra matotra avy amin’i Lamine Yamal taorian’ny faharesen’ny Barça!
⚽️ Taorian’ilay lalao mafana niadiana tamin’ny Inter (4-3) sy ny fialan’ny Barça tamin’ny dingana manasa-dalana amin’ny Ligue des Champions, dia tonga dia nanoratra ho an’ny mpanohana Barcelonais i Lamine Yamal:
🗣️ “Nataonay izay rehetra azo natao. Tamin’ity taona ity dia tsy vitantsika izany, fa hiverina izahay, aza misalasala ry “Culers”! Tsy hijanona izahay raha tsy tafaverina amin’ny toerana mendrika azy ity klioba ity, eny an-tampony. Hotanterahiko ny teniko ary ho entiko any Barcelone izany. Tsy hijanona izahay raha tsy azontsika izany. Fa amin’ny alahady kosa dia misy famaranana iray hafa, ka tsy maintsy miray isika rehetra. Visca Barça!”
💙❤