Sabotsy 08 novembre @ 10h à 12h : cours en salle eny @ ceg soamanandrariny, ho an'ny sokajy rehetra. Ianarana langue sy ny momba ny foot (théorie)
Tongava maro fa mifameno ny cours sur terrain sy ny cours en salle.
Birao
Z.K.FI Ankadindramamy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Z.K.FI Ankadindramamy, Sport & recreation, Ankadindramamy, Antananarivo.
Seha-piofanana anatin'ny tontolon'ny Baolina kitra ny Z.K.FI izay amolavolana ny ankizy sy ny tanora ho tonga matihanina, natao ihany koa mba tsy ironan'ny tanora
anaty zava-mahadomelina satria sady fitaizana ara-batana, ara-tsaina no ara-panahy
U13 et U15
Match amical ce samedi 25 octobre à 9h contre le club Acacia au terrain Andraisoro
Départ au bureau Ankadindramamy à 8h
Entraînement sabotsy 17 oct @ 10ora: terrain akamasoa (Père Pedro)
Salama daolo, mikambana sabotsy @ 10 daolo ny entraînement @ ty herinandro ity, terrain akamasoa ihany
Ho an'ireo manao cours en salle manomboka rahampitso (U15 miakatra), mitondra cahier sy stylo mazava ho azy
Misy entraînement isika androany eny @ terrain akamasoa (père pedro) @ 9h fotoana eto @ Birao ho an'izay afaka
Miarahaba anareo mpanaraka n'y pejy.
Ireto avy ireo tompon'andraikitra ato amin'ny école ZKFi
- Mr RANDRIANASOLO Roger: Président
- Mr Olivier: vice Président
- Mr Andry: Responsable technique
- Mme Malalaniaina: Responsable logistique
Manentana antsika hatrany amin'ny fivorian'ny Ray amandreny @ Alahady 28 septembre amin'ny 2 sasany eny @ Epp Soamanandrariny
Tsy misy entraînement aloha rahampitso sabotsy 27 sept
13/08/2025
Rencontre amicale entre Z.K.Fi A/mamy et KIKS FC à Andraisoro
Merci les p'tits!
11/08/2025
Z.K.FI Ankadindramamy # KIKS FC Analamahitsy
22/07/2025
Repère misy ny Birao
Afaka miantso ihany koa @ 034 36 764 28
20/07/2025
Aza apetrapetraka ny ankizy andron'ny fialantsasatra izao
Ecole de foot ZKFI Ankadindramamy
Entraînement: isaky ny sabotsy @ 10 ao @ terrain synthétique Ankandrina aloha hatreto fa mety mbola hisy fiovan'ny toerana.
Mila mandalo ao @ birao (Multiservices Ankadindramamy ambony bassin) vao afaka mikotrana.
Tongava maro fa mandray mpianatra isan'andro izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo