Association Rano sy vary

Association Rano sy vary

Share

PUSH

Photos from Association Rano sy vary's post 13/01/2026

Andiany faha 2 sahady aan😊.

Nitohy androany ny andro faharoa ny amin'ny asa sosialy nataon'ny Association Rano sy Vary amin'ity taona ity. Mpianatra miisa 85 indray no nahazo tombony manokana androany, ka teny amin'ny CEG Amboatavo ao amin'ny commune Ambavahaditokana no nitondrana ny fanomezana "Serviette Hygienique lavable".

Maro ny tombotsoa azo amin'ny fampiasana azy ity izay nampahafatarina ny mpianatra toy ny fahadiovana, miaro ihany koa ny tontolo iainana ny fampiasana serviette hygienique lavable no mampihena ihany koa ny fandaniana ao antokatrano noho izy afaka sasaina dia averina ampiasana indray.
Ireto ary ny famintinana an-tsary nandritra ny asa fizarana androany, am-pifaliana hatrany no iarahanay aminareo.

Déjà la deuxième édition 😊.

Les activités sociales menées par l’Association Rano sy Vary se sont poursuivies aujourd’hui avec la deuxième journée de l’année.
Pas moins de 85 élèves ont de nouveau bénéficié d’un appui particulier ce jour-là. La distribution a eu lieu au CEG Amboatavo, dans la commune d’Ambavahaditokana, où des serviettes hygiéniques lavables ont été remises aux élèves.

Les nombreux avantages de leur utilisation ont été expliqués aux élèves, notamment en matière d’hygiène, de protection de l’environnement, ainsi que la réduction des dépenses au sein des ménages, puisqu’elles peuvent être lavées et réutilisées.

Voici un aperçu en images de cette journée de distribution, réalisée dans la joie et le partage avec vous tous.

Already the second edition 😊.

The social activities carried out by the Association Rano sy Vary continued today with the second outreach day of the year.
A total of 85 students once again benefited from special support today. The distribution took place at CEG Amboatavo, in the Ambavahaditokana commune, where reusable sanitary pads were provided to the students.

The many benefits of using these products were explained to the students, including better hygiene, environmental protection, and reduced household expenses, since they can be washed and reused.

Here is a photo summary of today’s distribution activity, carried out with
joy and shared together with all of you.

Photos from Association Rano sy vary's post 04/01/2026

Ny Assocation rano sy vary dia faly miarahaba antsika rehetra mpikambana, mpanaraka ny pejy amin'izao taona vaovao 2026 izao🥳😊. Hirariana ho taona fahavokarana, fanambinana, ary indrindra ho taonan'ny asa ho antsika rehetra ity taona ity😇👏🏽. Amin'izao fanomboan'ny taona vaovao izao, dia nanolotra ary nanentana ny olona ny ARV "papier hygienique lavable", mba ampiasa azy ity✅. Mety tsy dia faheno matetika izy ity kanefa tena azo ampiasana tsara indrindra ho an'ny olona tsy manana fahefamividy satria dia azo sasana tsara izy ary afaka averina ampiasana indray avy eo, miezaka hatrany ny association hanampy antsika😇. Ho fintinina amin'ny ireto sary manaraka ireto ary ny fanomboan'ny asa taona ity ho an' ny Association Rano sy Vary.

L'Association Rano sy Vary est heureuse de souhaiter à tous ses membres et abonnés une bonne année 2026🥳😊. Nous vous souhaitons une année de fertilité, de prospérité et surtout d'activité pour chacun d'entre nous😇👏🏽. En ce début d'année, nous, en tant qu'Association Rano sy Vary, avons présenté et encouragé l'utilisation des serviettes hygiéniques lavables✅. Bien que peu connus, ces produits sont très utiles pour les personnes aux revenus modestes, car ils sont lavables et réutilisables. L'association s'efforce toujours de les soutenir😇. Les photos suivantes illustrent le début des activités de l'association en cette année.

The Rano sy Vary Association is pleased to wish all its members and subscribers a happy new year 2026🥳😊. We wish you a year of fertility, prosperity, and above all, activity for each and every one of us😇👏🏽. At the beginning of this year, we, as the Rano sy Vary Association, presented and promoted the use of washable sanitary pads✅. Although not widely known, these products are very useful for people with modest incomes, as they are washable and reusable. The association continues to strive to support them😇. The following photos illustrate the start of the association's activities this year.

Photos from Association Rano sy vary's post 26/06/2025

Tratry ny asaramanitra !🇲🇬🎉
Tamin’ity tsingerintaona faha-65 taona nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantena ity🤍❤️💚, dia nankalaza tamin’ny fomba manokana izahay: fifampizarana sy fotoana niarahana tamin’ny ankizy zanaky ny mpikambana sy mpilalao taranja football tanora. 🥳
Nisy:
– Lalao sy kilalao mampifandray sy mampianatra⚽️🎲♣️🎮
– Sakafo ifampizarana sy zava-pisotro🥙🍪🥞🍫🥂☕️
– Fanomezana tsotra saingy feno fitiavana ho an’ny ankizy 🎁💝

Iray amin’ny tanjona dia ny mampita ny fitiavan-tanindrazana 🇲🇬sy fihavanana☮️ amin’ny taranaka manaraka🧑‍🧑‍🧒‍🧒. Satria izy ireo no hoavin’ny firenena🥰🇲🇬.
Ny firaisankina, fifankatiavana, fifanampiana ary fitiavana no nitsiry sy nitombo teo amin’izy ireo.✨✨

Araho hatrany ny pejy ary manasa anao hiditra mpikambana.🥰🥰

Joyeuse independance! 🇲🇬🎉
À l'occasion du 65e anniversaire de l'indépendance de Madagascar🤍❤️💚, nous avons célébré ce moment d'une manière particulière : partager et passer du temps avec les enfants de nos membres et les jeunes footballeurs.🥳

Au programme :
– Des jeux et des activités ludiques, stimulantes et éducatives ⚽️🎲♣️🎮
– Des repas et des boissons partagés🥙🍪🥞🍫🥂☕️
– Des cadeaux simples et pleins d'amour pour les enfants🎁💝

L'un de nos objectifs est de transmettre le patriotisme 🇲🇬☮️et la paix aux générations futures🧑‍🧑‍🧒‍🧒, car elles représentent l'avenir du pays.
L'unité, l'amour, l'entraide et la solidarité ont germé et grandi parmi elles.✨✨

Continuez à suivre la page et nous vous invitons à devenir membre.🥰🥰

Happy independance day! 🇲🇬🎉
To mark the 65th anniversary of Madagascar's independence🤍❤️💚, we celebrated in a special way: sharing and spending time with our members' children and young footballers🥳.

On the program:
- Fun, stimulating and educational games and activities⚽️🎲♣️🎮
- Shared meals and drinks 🥙🍪🥞🍫🥂☕️
- Simple, loving gifts for the children 🎁💝

One of our aims is to pass on patriotism 🇲🇬and peace ☮️to future generations🧑‍🧑‍🧒‍🧒, as they represent the future of the country🥰🇲🇬.
Unity, love, mutual aid and solidarity have germinated and grown among them.✨✨

Keep following the page and we invite you to become a member.🥰🥰

Photos from Association Rano sy vary's post 10/05/2025

Fifalina hatrany no ilazana anareo, fa nahazo vokatra ny Rano sy vary U17 androany teo am dingana famaranana ny lalao baolina kitra. Tena reharehanay tokoa ny zava-bitan’izy ireo sy ny fiezahana nasehony! 🙌
Marihana fa misy taraja baolina kitra ato amin'ny association, ka ry zareo sokajy U17 no nahazo ny amboara ondry androany.🥳
Ampidiro hiditra ato am fikambanana ny zanakao fa misy sokajy sahaza azy ato amin ny fikambanana...mirary soa antsika rehetra. 🌟🌟

Félicitations à notre équipe Rano sy Vary U17 qui a remporté la finale du tournoi de football aujourd'hui ! ⚽🏆 Nous sommes très fiers de leur performance et de leur engagement.
Nous tenons à rappeler qu’il existe une section football au sein de notre association, et ce sont les jeunes de la catégorie U17 qui ont décroché le trophée 🐑 ce jour.
N'hésitez pas à inscrire vos enfants dans notre association — nous avons des catégories adaptées à chaque tranche d’âge.
Bonne continuation à nous tous ! 💪

Congratulations to our Rano sy Vary U17 team for winning the football tournament final today! ⚽🏆 We are very proud of their performance and dedication. 🙌
Just a reminder that our association has a football section, and it was our U17 team that proudly brought home the 🐑 trophy today.
Feel free to register your children in the association — we have age-appropriate categories for everyone.
Wishing continued success to us all! 💪

Photos from Association Rano sy vary's post 07/04/2025

😊😊
Fifaliana ho anay indray ny mizara anareo ny fiarahana tamin'ny zanaky ny "membre de bureau" androany. fifampizarana, fampianarana, fiarahana tena mamy niarahana sy nomena ireo ankizy.
Mirary soa anareo hatrany, araho tsy tapaka ny pejy. 🤗

C’est toujours une joie pour nous de partager avec vous les moments passés aujourd’hui avec les enfants des membres du bureau. Ce fut un moment d’échange, d’apprentissage, et de convivialité rempli de douceur et d’attention envers les enfants.
Nous vous souhaitons le meilleur et vous invitons à continuer à suivre notre page régulièrement.🫶

It is once again a joy for us to share with you the time spent today with the board members' children. It was a sweet and meaningful time of sharing, teaching, and togetherness with the kids.
We wish you all the best. Please continue to follow our page regularly.🥰

21/03/2025

💖 Mankalaza ny tsingerintaonany ny filohan'ny fikambanana Rano Sy Vary androany! Tamin'ny fitiavana, fanolorantena sy ny finiavana, izy no nitarika ny fikambanana hanampy ny fianakaviana sy ny tanoran’ny Madagasikara. Amin'ny alalan'ny heriny sy ny fahavononany, dia mitarika fandrosoana sy fanovàna amin'ny fiainana. Maniry fahombiazana sy fahasambarana ho anao hatrany izahay. Mirary soa sy fahombiazana hatrany ho anao, tompon'andraikitra sy mpitarika mendrika! Arahaba tratry ny fety! 🌟🎉🌍

💖 Aujourd'hui, nous célébrons l'anniversaire de la présidente de l'Association Rano Sy Vary ! Grâce à son amour, son engagement et sa détermination, elle a guidé l'association pour soutenir les familles et les jeunes de Madagascar. Par sa force et son dévouement, elle mène des progrès et des changements dans la vie des autres.
Nous te souhaitons encore plus de succès et de bonheur. Joyeux anniversaire à une véritable leader! 🎂🎉🌟

💖 Today, we celebrate the birthday of the president of the Association Rano Sy Vary! With love, dedication, and determination, she has led the organization to support families and young people in Madagascar. Through her strength and commitment, she is driving progress and change in people's lives. We wish you a year filled with success and happiness. Happy birthday to an exceptional leader! 🎉🎈🌟

20/03/2025

🌟 Ny Filoha Lefitray! 🌟
Faly izahay mampahafantatra anareo an'i RANDRIAMIHARISOA Z. Mamy Hery Zo amin'ny maha-Filoha Lefitry ny Fikambanana Rano Sy Vary azy. Noho ny fahazotoany, ny fahaizany mitarika, ary ny fitiavany amin'ny fanatanterahana ny tanjonay, dia manana anjara toerana lehibe amin’ny fitarihana ny ekipanay sy ny fanatanterahana ny vina izy. Mahatalanjona ny fahavononany hitondra fiantraikany tsara sy hanohana ny vondrom-piarahamonina. Reharehanay ny manana azy ao amin'ny ekipa, ary tsy andrinay ny hahita izay zava-bitan’ny asany!
🌟 Découvrez Notre Vice-Président ! 🌟
Nous sommes ravis de vous présenter RANDRIAMIHARISOA Z. Mamy Hery Zo en tant que Vice-Président de l'Association Rano Sy Vary. Grâce à son dévouement, ses compétences en leadership et sa passion pour notre mission, il joue un rôle clé dans l'orientation de notre équipe et l'accomplissement de nos objectifs. Son engagement à avoir un impact positif et à soutenir notre communauté est vraiment inspirant. Nous sommes fiers de l'avoir parmi nous et avons hâte de voir tout ce qu'il accomplira !
🌟 Meet Our Vice President! 🌟
We are excited to introduce RANDRIAMIHARISOA Z. Mamy Hery Zo as the Vice President of Rano Sy Vary Association. With his dedication, leadership skills, and passion for our mission, he plays a key role in guiding our team and ensuring our goals are achieved. His commitment to creating a positive impact and supporting our community is truly inspiring. We are proud to have him on board and can’t wait to see all he will accomplish!

Photos from Association Rano sy vary's post 20/03/2025

📣 Ny Ekipanay Mahafinaritra! 🌟
Faly izahay mampahafantatra anareo ireo mpikambana mahafinaritra ao amin'ny Fikambanana Rano Sy Vary. Samy manana ny talentany, ny fitiavana ary ny fahaiza-mamorona azy ireo tsirairay avy, izay manampy anay hahatratra ny tanjonay. Miara-miasa izahay mba hitondra fiantraikany tsara sy hanompo ny vondrom-piarahamonina. Araho hatrany izahay raha te hahafantatra bebe kokoa momba ny tetikasa sy hetsika ho avy — tsy andrinay ny hizara izany aminareo! 💫
📣 Découvrez Notre Équipe Incroyable ! 🌟
Nous sommes fiers de vous présenter les personnes dévouées qui composent l'Association Rano Sy Vary. Chaque membre de l'équipe apporte des compétences uniques, de la passion et de la créativité pour nous aider à atteindre notre mission. Ensemble, nous sommes engagés à avoir un impact positif et à servir notre communauté. Restez à l'écoute pour les mises à jour sur nos projets et événements — nous avons hâte de partager ce qui arrive bientôt ! 💫
📣 Meet Our Amazing Team! 🌟
We are proud to introduce the dedicated individuals behind Rano Sy Vary Association. Each team member brings unique skills, passion, and creativity to help us achieve our mission. Together, we're committed to making a positive impact and serving our community. Stay tuned for updates on our projects and events — we can’t wait to share what’s coming next! 💫

Photos from Association Rano sy vary's post 10/03/2025

Ny ekipa, vonona hiasa sy hanompo😊.
Na avy ary ny orana tsy nahasakana ny fandaharam-potoana izany, ny fitiavana hanompo ny mpiara belona no nanosika😊.

Photos from Association Rano sy vary's post 10/03/2025

👉Famintinana an-tsary ny fankalazana ny 08 mars niarahana tamin'ekipan Association Rano sy Vary (A.R.V). Nanome lanja manokana ireo renim-pianakavina maro teto anivon'ny commune ny association androany tamin'ny alalan'ny fanomezana fitaovana fampiasa andavanandro ho fankalazana ny andron'ny vehivavy. Ita sy taratra manko fa manana anjara toerana lehibe eo anivon'ny tokatrano, ny fiaraha monina izy ireny ary antokin'ny fampandrosoana. Mankahery ireo renim-pianakaviana amin'izao vanin'andro sarotra izao, manasa anareo hatrany izahay hiaraka ary hiditra ho mpikambana ato amin'ny ARV ahafahana manampy sy mihaino anao misimisy kokoa a..
Mbola maro ny zavatra hiaran-tsika miaraka.
Arahao hatrany ny pejy.

👉Résumé photos de la célébration du 8 mars avec l'équipe ARV. Aujourd'hui, l'association a mis à l'honneur les mères de famille de la commune en leur offrant des outils pratiques du quotidien pour célébrer la Journée de la Femme. Leur rôle clé au sein de la famille et de la société est indéniable, et elles contribuent activement au développement. En cette période difficile, nous apportons notre soutien à toutes les mamans et les encourageons. Nous vous invitons à rejoindre l'association ARV afin que nous puissions vous accompagner davantage et être à votre écoute.
Ensemble, nous pouvons accomplir beaucoup de choses.
Restez connectés à notre page pour ne rien manquer !.

👉Photo summary of the March 8 celebration with the ARV team. Today, the association highlighted the importance of mothers in the community by donating everyday tools in honor of Women's Day. Their vital role in both family life and society is undeniable, and they actively contribute to development. During these challenging times, we stand by and encourage mothers.
We invite you to join ARV so we can better support and listen to you.
There’s so much we can accomplish together.
Stay tuned and keep following our page!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

IJJ 13130B Ambohijatovo Ambavahaditokana
Antananarivo