Tsy misy lohalika miforitra miala maina izany
God never lies
"" i L❤VE Jesus ""
Lehibe noho ny adinao androany ny fandresenao rahampitso 🙏
Cherchez premièrement le royaume et la justice de Dieu; et toutes ces choses vous seront données par-dessus.
Matthieu 6:33
Personne ne peut prier et s'inquiéter en même temps
07/05/2025
⚛Fa mampatanjaka ny reraka izy✊
Ary izay kely hery dia homeny hery be dia be💞
⚛''Fa hahazo hery ianareo
fanahy masina aminareo''✨
⚛Fa zay rehetra nandray azy dia nomeny hery
Ho tonga zanak'Andriamanitra💎
⚛Fa tsy omen'Andriamanitra fanahy osa isika
Fa fanahy mahery✊❤
⚛Fa ianareo kosa dia taraka voafidy💎✨
Fanjakam-pisorona, firenena masina🌍
⚛Olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany👑
06/05/2025
Inao no Alfa ilay tsy miova🙏
Inao no omega mandrakizay✊
❤Manjaka amin-kery ianao Tompo
Andriamanitry ny fahagagana💞
Tompo tsy toha ilay avo indrindra👑
❤Andriamanitry ny tsy hay atao
Rehefa miteny ianao Tompo
Tsy misy mahatohitra👑
Hainao atao ny zavatra rehetra✨❤
Ne négligez pas de faire le bien et de partager ce que vous avez
Hébreux 13:16
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo