XXL FC

XXL FC

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from XXL FC, Sports Team, Antananarivo.

11/05/2026

Arabaina ny FC BARCELONE Voasoratra ho mpanjakan'ny La Liga.
Visca Barca .

10/05/2026

Nofaizinay indray ny adversaire anay anio.

Ary ny anareo nanao ahoana izy tao ry RAL isany ?

10/05/2026

Iza no mety hivoaka mpandresy amin'ity CLASSICO rahalina ity araka ny hevitrao ?

07/05/2026

Misy mahavita an'ireo records ireo ve eto D**o

02/05/2026

Iza no trio mafy indrindra? Aleo ny stat no hilaza

02/05/2026

Izy no atao hoe Pierre.
Nahafaty but 4 izy anio nanoloana ny adversaire.
Fandresena 5-4 ny score final
Efa hovidian'ny PSG moa izy amin'ny Saison manaraka io.

01/05/2026

πŸ”΄πŸš¨ OFISIALY β€ΌοΈβœ…

Tapitra amin'ity Volana Mai ity ny taom-pilalaovana ho an'ny FC Barcelone. Mbola misy lalao 5 miandry ny ekipa anefa amin'ity volana ity πŸ₯°

πŸ—“οΈ 02 Mai 2026 :
⚽ Osasuna πŸ†š FC Barcelone

πŸ—“οΈ 10 Mai 2026 :
⚽ FC Barcelone πŸ†š Real Madrid

πŸ—“οΈ 13 Mai 2026 :
⚽ Deportivo Alaves πŸ†š FC Barcelone

πŸ—“οΈ 17 Mai 2026 :
⚽ FC Barcelone πŸ†š Real Betis

πŸ—“οΈ 24 Mai 2026 :
⚽ Valencia CF πŸ†š FC Barcelone

β–ͺ️ FANAMARIHANA :
Tsy hiandry taom-pilalaovana hifarana anefa ny BarΓ§a vao ho tolorana ny Amboaran'ny Liga, fa kosa raha Mandresy ny Real Madrid izy amin'ny 10 Mai dia hotolorana izany avy hatrany aorian'io lalao io πŸ€—β€οΈ

➑️ Ohatran'ny ho TSARA izy izany an 😍

VISCA BARΓ‡A πŸ’™β€οΈ
MΓ‰S QUE UN CLUB ✊🏽❀️

Indrana

30/04/2026

Izany ary ny statistiques an'ireo zandrikelin'ny Europe

30/04/2026

Joyeux anniversaire Γ  mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Nyhnda Fen's

25/04/2026

Nofaizinay 9-2 ny adversaire nay anio

Pierre 4 buts
Rado 3 buts dont coup franc direct 1
Parfait 1 but
Ando 1but (coup Franc direct)

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo
101