10/04/2025
BALLON DE Foot EURO ( Tubless ) 😊
- Ireto ilay ballon de match 👍, tsy mifidy terrain fa mety aminy daholo , mahazaka tany tsara ,tsy mora kika satria VRAI CUIR ( taille 5 no dispo )
Nb:( aleo mividy ilay tsara rehefa hividy ihany )
Prix Détail : 55 000 Ar
Prix de Gros : 50 000 Ar + 3 pcs
👉Livraison 2000 Ar partout tana
afaka mitondra choix izahay dia misafidy ianao
Fb: AFT Matériel Sportif 🙏