28/08/2025
🏆 LIGUE DES CHAMPIONS 2025-2026
📌 TSARA HO FANTATRA
__________
Ho tanterahina anio alakamisy ny an-kitsapaky ho an'ny LDC taom-pilalaovana 2025-2026.
Ireto ny POT hanatanterahana io an-kitsapaky io:
📌POT 1
PSG
Real Madrid
Man City
Bayern
Liverpool
Inter
Chelsea
Dortmund
Barcelone
__________
📌POT 2
Arsenal
Leverkusen
Atletico
Benfica
Atalanta
Villarreal
Juventus
Francfort
Club Brugge
__________
📌POT 3
Tottenham
PSV
Ajax
Napoli
Sporting
Olympiacos
Slavia
Bodo-Glimt
Marseille
__________
📌POT 4
Copenhagen
Monaco
Galatasaray
Union SG
Qarabag
Bilbao
Newcastle
PAFOS
Kairat
__________
Ny resaka an-kitsapaka:
⏰7 ora hariva (19H)
🇲🇬Ora eto Madagasikara
Mivantana ao amin'ny :
🖥️NW Sport 1
🖥️SS Premier League
🖥️canal+ Sport 1
📌Iza no tianao hifandona ?
📌Iza no ekipanao ?
➡️Aza misaraka amin'ny pejy raha te haharaka vaovao baolina kitra 🥰
__________
05/08/2025
🚨Ireo mpilalao 25 handrafitra ny "équipe première" ao amin'ny Real Madrid hoan'ny taom-pilalaovana 2025-26.
Raha ny vaovao navoakan'ireo gazety any ivelany dia tsy haka mpilalao vaovao intsony izy ireo,ary tsy hisy hiala ihany koa ireo mpilalao efa tao.
Courtois
Lunin
Militão
Asencio
Alaba
Huijsen
Rüdiger
Trent
Carvajal
Fran Garcia
Carreras
F. Mendy
Valverde
Güler
Tchouaméni
Camavinga
Bellingham
Ceballos
Mastantuono
Brahim
Vinicius
Rodrygo
Mbappé
Endrick
Gonzalo
📌Tsy maintsy misy ihany moa eny anelanem-potoana eny ny fakàna ny mpilalao avy ao amin'ny Real Madrid zandriny rehefa betsaka loatra ny maratra ato amin'ny "équipe première."
✅ Hahavita hibata LDC ve izao ry mpankafy Real ?
---
➡️Asao ny namanao hi-abonné ny pejy 🥰
04/08/2025
🚨🚨TSARA HO FANTATRA
---
📌13 Aogositra 2025
🏆 Supercoupe d'Europe (PSG vs Tottenham)
📌15 Aogositra 2025
🏆 Premier League
🏆Liga
🏆 Ligue 1
📌22 Aogositra 2025
🏆 Bundesliga
📌23 Aogositra 2025
🏆Serie A
📌28 Aogositra 2025
🏆An-kitsapaky LDC
📌16 septambra 2025
🏆 LDC
---
📌Lazao ao amin'ny commentaires hoe ny klioba ankafizinao isaky ny fifaninanana.
Ho an'ny admin :
🔥 Liga : Real Madrid
🔥 Premier League : Liverpool
🔥 Bundesliga : Bayern
🔥Serie A: Juventus
🔥 Ligue 1: PSG
🔥🔥 LDC : Real Madrid
---
➡️ Araho tsy tapaka ny pejy 🥰
04/08/2025
🔥 Heung-Min Son hanao sonia fifanarahana ao amin'ny Los Angeles FC ! ✍️🇺🇸
📌Taorian'ny nialany tao amin'ny Tottenham dia nahita club vaovao izy.
02/08/2025
📌Niala ao amin'ny Tottenham i Son rehefa nilalao tao nandritran'ny 10 taona 🔥
📌Mbola tsy fantatra mazava kosa izay club mety hilalaovany amin'ny saison manaraka.
🖇️Aiza ny club hitanao fa mety aminy ?
02/08/2025
🚨 𝗢𝗙𝗙𝗜𝗖𝗜𝗘𝗟 !Mpilalaon'ny OM manomboka izao i Igor Paixao tamin'ny vidiny 35 M€ ! 😍✍️🇧🇷
02/08/2025
🔥Ireo club ao amin'ny Laliga nandany vola betsaka indrindra hatreto tamin'ity mercato ity⏳
01/08/2025
🔴TSARA HO FANTATRA
Ireo mpilalao nahafaty baolina betsaka tao amin'ny fifaninanana Premier League Angleterre nanomboka ny taona 2004
📌 Taom-pilalaovana 2004-2005
🔥T. Henry (Arsenal)25 buts
📌 Taom-pilalaovana 2005-2006
🔥T. Henry (Arsenal)27 buts
📌 Taom-pilalaovana 2006-2007
🔥Drogba(Chelsea)20 buts
📌 Taom-pilalaovana 2007-2008
🔥C. Ronaldo (Man United)31 buts
📌 Taom-pilalaovana 2008-2009
🔥Nicolas Anelka(Chelsea)19 buts
📌 Taom-pilalaovana 2009-2010
🔥Drogba(Chelsea)29 buts
📌 Taom-pilalaovana 2010-2011
🔥Carlos Tevez(Man City)20 buts
🔥Berbatov(Man United)20 buts
📌 Taom-pilalaovana 2011-2012
🔥Van Persie (Arsenal)30 buts
📌 Taom-pilalaovana 2012-2013
🔥Van Persie (Man United)26 buts
📌 Taom-pilalaovana 2013-2014
🔥Luis Suarez (Liverpool)31 buts
📌 Taom-pilalaovana 2014-2015
🔥Agüero(Man City)26 buts
📌 Taom-pilalaovana 2015-2016
🔥Kane(Tottenham)25 buts
📌 Taom-pilalaovana 2016-2017
🔥Kane(Tottenham)29 buts
📌 Taom-pilalaovana 2017-2018
🔥Salah(Liverpool)32 buts
📌 Taom-pilalaovana 2018-2019
🔥Salah(Liverpool)22 buts
🔥 Mané (Liverpool)22 buts
🔥 Aubameyang (Arsenal)22 buts
📌 Taom-pilalaovana 2019-2020
🔥J. Vardy(Leicester)23 buts
📌 Taom-pilalaovana 2020-2021
🔥Kane(Tottenham)23 buts
📌 Taom-pilalaovana 2021-2022
🔥Salah(Liverpool)23 buts
🔥Son(Tottenham)23 buts
📌 Taom-pilalaovana 2022-2023
🔥 Haaland (Man City)36 buts
📌 Taom-pilalaovana 2023-2024
🔥 Haaland (Man City)27 buts
📌 Taom-pilalaovana 2024-2025
🔥 Salah (Liverpool)29 buts
---
➡️ Abonné -o ny pejy raha te haharaka vaovao baolina kitra 🥰
26/07/2025
🚨 Ho fanomezam-boninahitra an’i Diogo Jota , nanapa-kevitra ny Liverpool fa :
🔹 Hametraka sarivongana fahatsiarovana ao Anfield 🗽
🔹 Ny vokatra azo amin’ny akanjo misy ny anarany dia hatokana ho an’ny Fondation an’ny klioba 💰
🔹 Hiseho amin'ny fanamina vaovao ny mari-pamantarana "Forever 20"
🔹 Hitondra tapa-kofehy "Diogo J. 20" amin’ireo lalao mialoha ny taom-pilalaovana any Azia ireo mpilalao 👕
🔹 Hanafoana tanteraka ny maillot n°20
🔹 Hisy minitra fisaonam-pahanginana amin’ny lalao voalohany amin’ny Premier League manoloana an’i Bournemouth
👉 Fanajana ambony ho an’i Liverpool, izay manaporofo indray ny halehibeny sy maha-olombelona azy 👏❤️
🏅
Abonnéo ny page 💯⚽
✅“Raha mila vaovao ara-potoana sy fanadihadiana matotra momba ny baolina kitra iraisam-pirenena, dia eto ny toerana mety ho anao – Analyse Kitra International.”