Fit No Stress Ambolokandrina

Fit No Stress Ambolokandrina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fit No Stress Ambolokandrina, Gym/Physical Fitness Center, Ambohipo Ambolokandrina, Antananarivo.

🚨Mbola mitohy hatrany ny Heures Creuse ato aminy salle de sport Fit No Stress Ambolokandrina Séance 3.000ar au lieu de 5...
27/08/2026

🚨Mbola mitohy hatrany ny Heures Creuse ato aminy salle de sport Fit No Stress Ambolokandrina
Séance 3.000ar au lieu de 5.000ar😍🥰😘

Trois jours successives 💪💪💪
25/08/2026

Trois jours successives 💪💪💪

🔶2027🚨
24/08/2026

🔶2027🚨

NO STRESS. Juste Fit😌Afa_po aminy dingana ataoko aho. Dingana iray isan'andro
21/08/2026

NO STRESS. Juste Fit😌
Afa_po aminy dingana ataoko aho. Dingana iray isan'andro

🚨Tongava mikotrana ato aminy salle de sport Fit No Stress Ambolokandrina fa ho ataonay mamy Kely otrany izao ianareo eh🥰...
20/08/2026

🚨Tongava mikotrana ato aminy salle de sport Fit No Stress Ambolokandrina fa ho ataonay mamy Kely otrany izao ianareo eh🥰🥰🥰

Mbola mitohy hatrany ny HEURES CREUSE ato aminy Salle de sport Fit No Stress Ambolokandrina fa Tongava malaky karakarao ...
19/08/2026

Mbola mitohy hatrany ny HEURES CREUSE ato aminy Salle de sport Fit No Stress Ambolokandrina fa Tongava malaky karakarao ny vatanao aminy izao ora izao alefaaaa💪💪💪
Alefaso fa vitanao io tinao atao io🥰😘

18/08/2026
🚨 Ny olona miankina amin'ny motivation dia miasa rehefa mazoto, manana aingam-panahy, na mahazo hery avy amin'ny toe-jav...
12/08/2026

🚨 Ny olona miankina amin'ny motivation dia miasa rehefa mazoto, manana aingam-panahy, na mahazo hery avy amin'ny toe-javatra iray. Rehefa tsara ny toe-pony dia mora aminy ny manomboka zavatra, fa rehefa reraka, kivy, na tsy mazoto izy dia mety hijanona na hanemotra izay tokony ataony izy.

👍 Ny olona discipliné kosa dia tsy miankina amin'ny fahatsapana fotsiny. Fantany ny tanjony sy ny andraikiny, ka manao izay tokony hatao na dia tsy mora aza. Tsy midika izany hoe tsy reraka na tsy mandalo fotoan-tsarotra izy, fa mahay mitazona ny fanoloran-tenany.

🤏 Ny motivation dia mety hanampy anao hanomboka, fa ny discipline no manampy anao hanohy hatramin'ny farany. Izany no mahatonga olona maro hanana nofy sy tanjona lehibe, saingy vitsy no mahavita manatanteraka azy satria tsy ampy ny fahazarana sy ny faharetana.

✨ Ny olona discipliné dia azo ianteherana kokoa satria mitazona ny kalitaon'ny asany na dia tsy misy manara-maso aza. Tsy miandry ny toe-javatra ho tsara vao mihetsika izy, fa izy no mamorona ny fandrosoany amin'ny alalan'ny fihetsika tsy tapaka.
Ny olona mahomby dia tsy mandà ny motivation, fa mampiasa azy ho hery fanombohana ary manorina discipline mba hahafahany mandroso maharitra.

💙 Ra Manga hono ny Lanitra dia tsara ny Andro e!💜Ra manga ny feo dia tsara ny hira❣️Fa Mbola tsara mihoatra lavitra an'i...
11/08/2026

💙 Ra Manga hono ny Lanitra dia tsara ny Andro e!
💜Ra manga ny feo dia tsara ny hira
❣️Fa Mbola tsara mihoatra lavitra an'izany koa ny andro androany🥰😚
Mifohaza amizay Ary dia andao isika hiaraka anao réveil musculaire 💪🏻💪🏻💪🏻 ato aminy Salle de Sport Fit No Stress Ambolokandrina

Address

Ambohipo Ambolokandrina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fit No Stress Ambolokandrina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share