15/05/2026
Cela fait aujourd'hui 1 an que j'ai posté ma première vidéo sur cette page.
Une année s'est écoulée et j'ai pu m'épanouir grâce à Dieu et également grâce à vous tous.
Cette année fut celle qui m'a le plus testé de toute : mes limites, mes connaissances, mon savoir.
J'ai grandi et on a grandi ensemble bientôt 100 mille personnes. 🥹
Je ne peux qu'être reconnaissante envers chacun d'entre vous et le meilleur reste à venir.❤️
Heritaona androany no namoahako orontsariko voalohany teto amin'ity pejy ity.
Taona iray izay no lasa dia tena afaka nivelatra kokoa noho ny fahasoavan'ANDRIAMANITRA sy ianareo ihany koa.
Iny no taona tena nandalovako fitsapana indrindra na ny fetrako, ny fahaizana nananako, ny fahalala nananako.
Nitombo aho ary nitombo araka izay ihany koa isika efa ho 100k isika izao.
Tsy haiko ny tsy hankasitraka antsika rehetra dia mirary ny tsara indrindra ho an'ny ho avy.❤️
27/04/2026
15/04/2026