08/10/2025
Salama aby ny mpikambana rehetra ato, tsy oe matory na varina isika fa aleo aloha miandry kely ny fandaminana. Raha AO anaty korotana mantsy tsy ahafahana manao Raha.
Imady Miray amin'ny Dihy
08/10/2025
Salama aby ny mpikambana rehetra ato, tsy oe matory na varina isika fa aleo aloha miandry kely ny fandaminana. Raha AO anaty korotana mantsy tsy ahafahana manao Raha.
24/07/2025
Manohana feno ny ezaka sy ny fitiavana te-hizara ny mahasoa ary ny fanandratana avo ny kolotsaina isika.
Salama aby va,
Hatao akory koa ketoka rehefa ny fary no mandeha rony.
Io fa nivoaka ny Boky navoakan'i Mampita Iorenana (sary tena izy io amin'ny sary io fa tsa namboarina, "natao tsara noho ny fitiavana an'Imady sy mba tsahamaignatra na hangalabaraka antsika hoy izy")
Ikehana antsika zanak'Imady rehetra ho avy hanotrona ny famoahana amin'ny fomba ofisialy ny boky mitondra ny lohan-teny hoe: " "
Hatao ny Sabotsy izao eny Avaratr'Antanimora Imeuble FIDANANTSOA (Akaikin'ny Gastropizza)
Amin'ny 3 Ora tolakandro.
Ity misy santionany hitanay ao amin'ny fonon'ny boky:
{
Mampita ny tantara amim-panetren-tena
Atolotra antsika rehetra ny ampinga.
Ny andrognana* hono no tsy miambozon-kena;
Ny ao antrano tsy tia na mamingavinga.
}
Imianta
Andro voalohany:
Se réunir est un début ; rester ensemble est un progrès ; travailler ensemble est la réussite.
"Sarihana iray amim-pahasalamana ho an'Imady"
Imianta
Level Up Gym
Sooatel Piscine et Espace
M'Service
12/07/2025
Salama aby,
Araky ny efa nifampiresahantsika teo aloha sy nandritry ny fanokafana natao dia hanomboka amin'izay isika.
Ny 13 Jolay izao ny fotoana amin'ny 2H30 h@ 4H30
: Level Up 67Ha
Mitondrà Imianta
Imianta
Level Up Gym
M'Service
---------
Kaompanian'Imady Anosizato
Kaompania Imady Itaosy
Kaompania Imady 67ha
Kaompania Andoharanofotsy
Kaompanian'Imady Tsiadana
FITIA
Fimami
"IMADY EXPRESS" Officiel
12/07/2025
Noho ny filan'ny kilonga sy ny tanora ary ny Renim-pianankaviana zanak'Imady, mba hahafahana manatratra ny tanjona sy hahafahana manabe ny tanora zanantsika.
Miantso antsika rehetra izay malala-tanana sy manana fahafahana hanolotra TRANO na TOERANA amin'ireto toerana ireto hanaovana fanazara-tena amin'ny Dihy Urbaine sy Dihy Netin-drazana.
Leha agnareo no mandà dia ia koa no hagnaiky.
Toerana:
Andro sy ora:
Alahady @ 2Ora-4Ora
Alarobia @ 2Ora-4Ora
"Sarihina iray amim-pahasalamana ho an'Imady"
Imianta
"IMADY EXPRESS" Officiel
30/06/2025
Misaotra antsika zanak'Imady rehetra tonga nanoina ny antso natao omaly.
Voasokatra tamin'ny omba ofisialy ny Club Ima-DIHY, azo ny tso-drano sy ny vavaka avy amin'ny Fikambanana IMIANTA izay miahy mivantana, ny Kaompania rehetra eto Antananarivo sy ireo Raiamandreny ary ireo mpanohana ny Fikambanana.
___
Mizara roa miavaka tsara ny dihy hatao, dia ny dihy « urbaine » sy ny dihy nentim-paharazana ahatao Imady:
Ireo dihy « urbaine » :
- HipHop
- Breakdance (na Breaking)
- Afro dance (Afrobeats, Afrohouse…)
- Dancehall
Dihinentin-drazana Imady:
- Kidodo,
- Tsinjaka,
- Akanga_very_anaka,
- Velatagnana,
- sns ...
Misokatra ho an'ny rehetra latsaky ny 80 taona: zaza, ny tanora ary ny Renim-pianakaviana
"Sarihina iray amim-pahasalamana ho an'Imady"
Imianta
M'Service
Sooatel Piscine et Espace
Level Up Gym
-----
Kaompania Imady Itaosy
Kaompanian'Imady Anosizato
Kaompania Imady 67ha
FITIA
Fimami
Kaompania Andoharanofotsy
Kaompanian'Imady Tsiadana
FMAI 200
Anao chérie tsa mba atakalo
Na dia maro ny nandalo
Fa ianao re no nambabo
O fiainako, nisy anao nilaiko
Mahafaly anao no ataoko
Izao ombanao dia ombako
Ny fiainako misy anao no ilaiko
Ny hila ny hafa tsa ataoko
Fa efa androky no ilaiko
Fitiavana mandrakizay no omeko androky
Mahazo matoky
Tsa mbola nisy nahatsapako
Fitiavana tena mamy
Sy tena matsiro
Leha tsa tamindroky Igny
Efa maro ny hita fa tsa nisy nahavita
Ny raha vitan-droky
Izay ombanao dia ombako
….
Fitiavana mandrakizay no omeko androky
Mahazo matoky
Imianta
28/06/2025
Rahampitso ny fotoanantsika eny amin'ny SOOATEL.
Ankoatry ny fanafanana hataon'ny Club dia
hanafana ny fety ao ny Artiste -Clée sy ny Artiste .
Handray anjara feno ao koa ny rehetra eto Antananarivo.
Tongava aloha fa tsy misy vidim-pidirana.
Imianta
Sooatel Piscine et Espace
Level Up Gym
M'Service
Kaompania Imady Itaosy
FITIA
Kaompanian'Imady Anosizato
Kaompania Imady 67ha
FMAI 200
Kaompanian'Imady Tsiadana
Kaompania Andoharanofotsy
Fimami
| Wednesday | 14:00 - 16:00 |
| Sunday | 14:00 - 16:00 |