05/08/2026
Nous saluons et encourageons l’engagement de ces jeunes de l’ONG GRET dans la mise en œuvre de leurs projets visant à l’amélioration durable des conditions de vie des populations.
GRET
Hôtel-Restaurant-Aire de jeux-Espace
05/08/2026
Nous saluons et encourageons l’engagement de ces jeunes de l’ONG GRET dans la mise en œuvre de leurs projets visant à l’amélioration durable des conditions de vie des populations.
GRET
05/08/2026
Mankahery ireto mpanompon’ Andriamanitra ireto hahefa ny iraka lehibe
- Katekista Délégués Avaradrano
- FDL FJKM Moramanga
«Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy. Lazao amin'izay reraka am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy(…) eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo.»
Isaia 35:3-4
23/07/2026
« Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara » (Hebreo 10:24) no teny atolotra ho an’ ny :
- @ FDL FJKM Manjaka Ilafy Avaradrano, sy
- @ Fiangonana HVKL
Izay nivahiny tato amin’ny Tany Kanana andro vitsy lasa.
05/07/2026
❤️« Ndao isika roa hankamamy fotoana any Kanana »
👩❤️👨Week-end pour couples nokararakarain’ny Ministeran’ny Mpivady sy ny Ankohonana ao amin’ny Fikambanana Mpiara-Mamaky Baiboly Malagasy.
🙏« Ary aoka ho ambonin’izany rehetra izany ny Fitiavana fa fehin’ny fahatanterahana izany ». Kolosiana 3:14
FDL avy ao amin'ny FJKM Ambatolampy Antampontanana nanatanteraka Fisindana tato amin'ny Tany Kanana Ampefy.
"Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo".
(1Korintiana 15:58)
Restaurant Tany Kanana Ampefy
07/06/2026
Fifaliana sy fahasoavana lehibe tokoa ny nampiantrano an' i Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi, tato amin'ny Tany Kanana Ampefy.
"Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin'izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany" Hebreo 13:2
🎵🎵Fa inona hoy ianao no tena tsara : Jesosy,
Jesosy no lakana mitondra ka vetivety monja dia tokony an-danitra🙏
06/06/2026
"Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra". (1 Korintiana 14:12)
Mankasitraka ny FDL avy ao amin'ny FJKM Antsampandrano Fiderana, niantrano tato amin'ny Tany Kanana Ampefy.