Team "FENO SOA"

Team "FENO SOA"

Share

NDAO ANARAKA NY PEJY TSIKA EEE🤟🔥
SUIVEZ NOTRE PAGE TOUS ENSEMBLE🤟🔥

22/09/2025

TAXI-BE💪💪 VS FC Samba👎👎

16/09/2025

Salama daholo ry pilalao, manomboka ny alahady izao isika de hiditra am fage Finale ka iangavina isika izay mbola tsy nahavita ny droit d’engagement mba handoa ny azy mba ahafahantsika manoy ny lalao

03/09/2025

Salama daholo, mbola manentana hatrany @ vola fandraisana anjara am lalaontsika fa isika de pilalao mavitrika daholo
Ty ndray ary ny lalao manaraka am lahady zao👍👍🏋🏋‍♀️

27/08/2025

Manala azy vita Final BAREA ATO @ KARAOKE "FENO SOA" de ito ndrao ny fifanitsanana manaraka hoantsika pilalao mavitrika

26/08/2025

Miarahaba daholo e😘
Isika rehetra pandray anjara amin'ny lalao baolina kitra zay natao tao Manandriana Ambohidravaka CSBII dia manentana antsika rehetra mba handoa ny latsakemboka( droit d'engagement) amin'ny Alahady manaraka izao mba ahafahana mampandeha tsara ny lalaontsika
Misaotra ny fahamatorantsika rehetra tompoko🙏🙏

Photos from Team "FENO SOA"'s post 25/08/2025

REEL FC👨‍✈️01VS FC Zone😺0

Photos from Team "FENO SOA"'s post 25/08/2025

Taxi Be😜2VS AS 429🥰0

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Manandrina Avaradrano
Antananarivo