Squad-X Club Volleyball

Squad-X Club Volleyball

Share

Le sport est avant tout un art de vivre

Photos from Fédération Malagasy de VolleyBall's post 01/06/2026
Photos from Squad-X Club Volleyball's post 31/05/2026

: du 27 au 30 Mai 2026 à Antananarivo.
Isaorama manokana ny Fédération Malagasy de VolleyBall , ny FIVB izay tsy zoviana amintsika intsony Mr Jean Honore Razafinjatovo.
Isaorana koa ireo mpakasary marobe sady prom ihany koa.
Squad-X Club Volleyball
fans

Photos from Squad-X Club Volleyball's post 23/05/2026

🏐✨ Coupe de Madagascar – Beach Volley ✨🏐

Fières de nos joueuses pour leur participation et leur belle représentation du club lors de cette Coupe de Madagascar organisée par la Fédération. ❤️🇲🇬

Andri , Yannick , Diamondra , Fitiavana 👯‍♀️

Une belle expérience, de beaux souvenirs et encore beaucoup à apprendre pour la suite. 💪☀️

Merci les filles pour ce parcours et cette énergie tout au long du tournoi. Alefa foana ! 🔥🏐

12/05/2026

Joyeux anniversaire coach-Boudha anay 🥳🥳
Mirary soa sy ny tsara indrindra anao izahay
Misaotra misy dia ho tahian’Andriamanitra hatrany ianao sy ny ankohonanao

Photos from Squad-X Club Volleyball's post 04/05/2026

An- kafaliana hatrany no nandraisana Ireo zoky Ray aman- dreny tonga nirary soa ny ekipa ho amin’ny taom-pilalaovana 2026. Misaotra anareo teo foana ary mbola ho eo foana fa hery lehibe ho anay ny manana anareo eo anilanay ❤️

Hiaraka handroso sy hifampitantana isika 🤝

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏼
Msr le Ministre de la Sécurité Publique ERIC Michel Idrissa
Msr le PDS Feno RALAMBOMANANA
Msr le Député IIIeme Arrondissement RAMBOARIVELO Andrianantenaina
Jocelyn W***y
Msr Pdt Ligue Analamanga Zo ANDRIAMAMPANDRY
Membres STAFF CLUB
Coaches
Joueuses

02/05/2026

ity indray ny fotoanantsika ho an’ny match manaraka ! Bon match les filles

26/04/2026

🔥 RÉSULTAT MATCH – 26 AVRIL 🔥

Nandresy 3-0 avokoa ireo ekipa SQUAD (1DF sy 2DF) tamin’ny lalao androany, Bravo les filles !!

Alefa foana Squad 👏👏

23/04/2026

ity indray ny match manaraka, 1DF
Squad-X 🆚 GNVB1
26 avril • 11h • Itaosy

Venez nous encourager ♥️🏐
(Sary tany Seychelles)

09/04/2026

Mikitrakitsana dia manabe régime ! 🙈😅

Aza adino Lalao voalohany Analamanga 1DF ny Alahady ho avy izao @ 8 ora eny Betongolo

AMVB VS SQUAD-X
Tongava maro manohana e! alefa Squad

01/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Andreas Ramanintsy, Sarindra Andriamihaja, Rojo Rarojomanana, Ny Aina Ramaroson, Fy Ny HAvana, Herah Vatosoa Elianina, NY Avo Nomena Fitahiana, Nomenjanahary Jeni Alaincia, Pierrot Jo Raveloarinosy, Sab Rina, Tatiana Anjarasoa, Fla Neeladoo, Salara Salara, Kiala Ny Anja, Hadadi Housseni

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo