IFLA Iavoambony

IFLA Iavoambony

Share

Ivontoerana Fiofanana sy Lalao Anglikana
(Centre de Formation et de Loisirs Anglican)
Iavoambony - Ambohimanga Rova
Antananarivo Avaradrano
Madagascar

Photos from Eklesia Episkopaly Malagasy - Diosesin’Antananarivo's post 28/07/2025

Mankasitraka ny Komitin’ny Faha-160 Taona teto amin’ny Eklesia Episkopaly Malagasy - Diosesin’Antananarivo nisafidy ny tety amin’ny IFLA Iavoambony nanatanterahana ny fankalazana ny Sabotsy 26 Jolay lasa teo.

14/07/2025
03/07/2025

Fifaliana hoan’ny IFLA Iavoambony tokoa ny handray ny Famaranana ny Fankalana ny faha-160 Taona nidiran’ny finoana Anglikana teto Madagasikara ny 26 Jolay ho avy izao.

01/07/2025

🏕️📚𝐻𝑜 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑓𝑖𝑘𝑎𝑚𝑏𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑎𝑚𝑖ℎ𝑎𝑓𝑎 (𝑆𝑘𝑜𝑡𝑜, 𝑇𝑎𝑛𝑜𝑟𝑎...), 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑑𝑟𝑦 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑒𝑡𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝐈𝐅𝐋𝐀 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲, 𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑡𝑜𝑚𝑏𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑎-𝑝𝑎𝑛𝑎𝑏𝑒𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎. 🤾‍♂️🌳

10/06/2025


(Drone: Anj art Vony)

10/06/2025

𝑭𝒂𝒍𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒆𝒕𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑰𝑭𝑳𝑨 𝑰𝑨𝑽𝑶𝑨𝑴𝑩𝑶𝑵𝒀

⭕️Ny 𝑰𝑭𝑳𝑨 dia ivon-toerana Anglikana eto 𝑨𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐, natao indrindra ho fandraisana ireo fivoriana, na fiofanana, na lanonana, na fiarahana miala voly samihafa.

⭕️Mivoaka kely ny renivohitra no misy an'Iavoambony ary manakaiky ireo vohitra sy toerana manan-tantara toa an'𝑨𝒎𝒃𝒐𝒉𝒊𝒎𝒂𝒏𝒈𝒂 𝑹𝒐𝒗𝒂, 𝑨𝒎𝒃𝒂𝒕𝒐𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 sns...

⭕️Ny toerana dia ahitana:
👉 𝑒𝑓𝑖𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎𝑘𝑎 𝑙𝑒ℎ𝑖𝑏e,
👉 𝑒𝑓𝑖𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑓𝑖𝑣𝑜𝑟𝑖𝑎𝑛𝑎,
👉 𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑓𝑖𝑣𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 (bungalow)
👉 𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑜𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑎𝑛𝑗𝑎ℎ𝑎𝑛-𝑡𝑒𝑛𝑎 (Basketball🏀, Volleyball🏐, Football⚽️).

⭕️Izahay dia vonona handray anareo:
👉𝑓𝑖𝑎𝑛𝑔𝑜𝑛𝑎𝑛𝑎,
👉𝑓𝑖𝑘𝑎𝑚𝑏𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎,
👉𝑓𝑖𝑎𝑛𝑎𝑘𝑎𝑣𝑖𝑎𝑛𝑎,
👉𝑜𝑟𝑖𝑛𝑎𝑠𝑎,
👉𝑠𝑒𝑘𝑜𝑙𝑦,
👉𝑡𝑜𝑒𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑜𝑓𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑠𝑛𝑠...

⭕️Raha mila fanazavana misimisy kokoa dia aza misalasala mifandray aminay:

☎️Tel/WhatsApp: (+261) 34 64 817 08
📨 E-mail: [email protected]
💬 Messenger: IFLA Iavoambony

Google maps: https://maps.app.goo.gl/iSdWrUTXjbRmEW52A

Photos from Riata Diosesin'Antananarivo's post 10/06/2025
Photos from Eklesia Episkopaly Malagasy - Diosesin’Antananarivo's post 10/06/2025
Photos from Tily Analamanga Afovoany's post 10/06/2025
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Iavoambony
Antananarivo