29/08/2025
👀👀 Aty maso ry maman ah🙏🙏
Ity le fitondrana sakafo miasa 🍝🍝
Mety amin'ireo harena kely mianatra koa
Araraoty fa vitsivitsy ah 🥰🥰🥰
Prix tena mora nefa qualité tena top🤞
Mp raha liana ary na tonga de miantso :
033 70 533 50 / 038 26 648 41
29/08/2025
🤞Oh ry maman isany🤞
Ireto le serie ana "Hotpot" hitondran'i le harena kely sakafo mianatra e 🍨🍝
- Araraoty fa tena varoboba be 🥰🤞, qualité amin'ilay tena top🙏
Mp raha liana ianao na miantso avy hatrany 033 70 533 50
038 26 648 41
038 05 638 89
27/08/2025
👀👀 Aza tara fa mandalo ny mora 👀👀
Mampalalaka kokoa ny tranonao 🤛
Support Télé manomboka 14 pouces et plus
Tonga dia miantso raha liana 🙏
26/08/2025
Aza adino rall isany ah 🙏⚽
31/07/2025
Belladone & Datura
- Vie de luxe any am-ponja ohhhh 🤯
Miandry didim-pitsarana farak'izay haingana oh 🤬
30/07/2025
Propagande 🥱🤣😋
Arancia espace 🤛
29/07/2025
Tsotra anie zany e: avelao hisy 3e mandat ndray raha mbola tsy manemaniny tsara hatr‘eto!
29/07/2025
‼️Fametavetana ankizivavy: Lehilahy naiditra amponja eny Tsiafahy
Naiditra vonjimaika am-ponja eny Tsiafahy ny tovolahy iray, voasambotra ny 19 jolay lasa teo. Sady mametaveta ankizivavy izy no mandrakitra izany anaty horonantsary.
Misarika ireo tovovavy tanora amin’ny alalan’ny fakana sary atao amin’ny dokambarotra ity lehilahy iray nanolana zaza tsy ampy taona ity.
👇🏽Lahatsoratra feno👇🏽
https://newsmada.com/2025/07/26/fametavetana-ankizivavy-lehilahy-naiditra-amponja-eny-tsiafahy/