07/02/2026
D hoe hoeo antratrany Abraham v😋
Manao ezaka isan’andro hanatsara ny tenako sy ny manodidina ahy. Mino fa ny nofy rehetra dia manomboka amin’ny dingana kely iray.
07/02/2026
D hoe hoeo antratrany Abraham v😋
01% ndray no mahavita manajanona io sary io ao amn faritra 😆,
Alefaso ao amn coms ary rah mavita eh😋
XMAS🥳🥳🥳🥳
23/12/2025
Alefa , mianatra manisa ndray aloh🥱
🙏🏻🙏🏻✨🪄
Mba nanandrana d zao no nanjo🥵
Aza de ratsy saina 🥱
Misy facteur 🥰
Tsis mandeh amzay laoniny ilay atody fa varina mijery ny adalako eo 😆😆😆😆