U.S Ankadifotsy Rugby

U.S Ankadifotsy Rugby

Share

Existe depuis 1922

07/09/2026

πŸ‰ π—•π—’π—‘π—‘π—˜ π—¦π—˜π— π—”π—œπ—‘π—˜ 𝗔̀ 𝗧𝗒𝗨𝗦! πŸ’šπŸ€

Que cette nouvelle semaine soit remplie de force, d’énergie et de belles rΓ©ussites.
Chaque effort compte, chaque pas nous rapproche de nos objectifs.
Que rien ne vous arrΓͺte, que les difficultΓ©s vous rendent plus forts et que chaque journΓ©e soit une nouvelle occasion de progresser et de donner le meilleur de vous-mΓͺmes.
Ensemble, restons unis, gardons le sourire et continuons d’avancer toujours plus loin ! πŸ’ͺπŸ‰

U.S Ankadifotsy Rugby β€” Plus qu’un club, une famille. πŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

05/09/2026

πŸŽ‰ π—₯𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—”π— π—•π—’π—Ÿπ—’π—Ÿπ—’π—‘π—” 𝗦𝗔π—₯π—œπ—”π—žπ—” πŸŽ‰

Amin’izao andro manokana izao dia mirary soa sy fahasambarana ho anao aho. Enga anie Andriamanitra hitahy anao mandrakariva, hiaro anao amin’ny ratsy rehetra ary hanome anao fahasalamana sy hery hiatrehana izay rehetra mety hiseho eo amin’ny fiainana.

Happy birthday 🌿
Enjoy πŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

04/09/2026

Mention spΓ©ciale Γ  mes nouveaux super fans ! πŸ’Ž Frederic Rvk, Olyanah Raharisoa, Henri Jean Fanomezantsoa, Tsilavo Rakotoarivelo, Papan'i Diah, Lucianah Numenjanahary Eliane, Naly Fanomezantsoa, Mainti, Miora Rabarioelina, Sedra Rak Man, Ny Avo Finiavana, Christian Tin Rjcr, Anj Art, Ben Ram, Niavo Brow, Kobe Rabarioelina, Randria JosΓ©, Kee Lyy, Rahaingomanantsoa Vatosoa, Andry Randrianaivo, Sidonie Razafindrasoa, Beby Vololona, Fetratiana Princy Abel, Faratiana Rahaingomanantso, Tsiory Andriamiary, Marc Ezra, Fen's Ardi, Du Pont, Tahiana Faniriantsoa, Hanitra Tokiniaina, Tatie An'i Myh, Rjff Fidelice, Prisca Ran, Antonio Fanomezantsoa, Zokyvavy Zandriny Jesoa, Ramiandrisoa Jean Lovatiana Nehemia, Kimel Ramilison, RΓ₯r BâčlΓΆ

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communautΓ©, fans

03/09/2026

πŸŽ‰ π—₯π—”π—­π—”π—™π—œπ—‘π——π—₯𝗔𝗠𝗔𝗑𝗔𝗑𝗔 π—”π—‘π—šπ—˜π—Ÿπ—’ π—šπ—”π—˜π—§π—”π—‘ πŸŽ‰

Amin'izao andro miavaka ho anao izao, dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao izahay rehetra eto anivon'ny fileovana. Zanahary anie hameno ny fiainanao amin'ny fifaliana, fiadanana ary fahombiazana amin'izay rehetra ataonao. Mirary andro mahafinaritra sy feno tsiky ho anao androany.

Happy born day 🌿
Make the most of it πŸ’š

01/09/2026

πŸ’šπŸ‰ BON DΓ‰BUT DE MOIS & EXCELLENTE SEMAINE Γ€ TOUS ! πŸ‰πŸ’š

Une nouvelle semaine commence, et avec elle, un nouveau mois rempli de nouvelles ambitions ! πŸ’ͺπŸ”₯

Que ce mois de septembre nous apporte force, rΓ©ussite, santΓ© et de belles victoires. Continuons Γ  avancer ensemble et Γ  porter fiΓ¨rement nos couleurs. πŸ’šπŸ€

Une Γ©quipe, un objectif : toujours aller plus loin ! πŸ‰πŸ’ͺ

✨ Très beau mois de septembre à toute la famille US Ankadifotsy ! ✨

Enga anie ity volana Septambra ity hitondra hery, fahombiazana, fahasalamana ho antsika. Andao isika hanohy handroso miaraka, hiasa mafy ary hirehareha hitondra ny lokontsika. πŸ’šπŸ€

24/08/2026

[ SALANITRA E! 🌿]

Miarahaba antsika rehetra indray! ✨ Herinandro vaovao indray izao no miandry antsika, ary fotoana iray hanehoana ny tsara indrindra amintsika izany. Inona ny tanjona lehibe tianao hotratrarina mandritra ity herinandro ity ? Mba zarao amintsika eo amin'ny "commentaire" eo ambany hoe izany ! πŸ‘‡πŸ½ Mirary herinandro mahafinaritra sy feno fahombiazana ho antsika tsirairay avy! β˜€οΈ

"Wishing each and everyone of you a wonderful week! 🌿

U.S Ankadifotsy Rugby πŸ’šπŸˆπŸ‡³πŸ‡¬
.

22/08/2026

[ SALANITRA E! 🌿]

Ela isika izay tsy nitafatafa tato an!
Mbola niatrika "Championnat National BasketBall" tany amin'ny faritra atsimo ny Nosy tany ny admin dia somary tsy tazana mihitsy teo. Sady nanararaotra naka "vitamine sea" πŸŒŠβ˜€οΈ ihany koa e!
Fa izao efa hifampizara eto fona amin'izay isika an! Sady manomana zavatra ho anareo "followers" ny pejy. Samy ary hiaina finaritra ity faran'ny herinandro ity isika rehetra. Mirary ny soa sy ny tsara hatrany ho antsika tsy ankanavaka.

U.S Ankadifotsy Rugby πŸ’šπŸˆπŸ‡³πŸ‡¬

22/08/2026

πŸŽ‰ π—₯π—”π—žπ—’π—§π—’π—”π—₯π—œπ—©π—˜π—Ÿπ—’ π—™π—œπ—‘π—’π—”π—‘π—” π—‘π—œπ—”π—œπ—‘π—” π—§π—¦π—œπ—Ÿπ—”π—©π—’ πŸŽ‰

Andronao anio, koa dia miarahaba anao izahay ato amin'ny fileovana nahatratra indray izao fahatsiarovana ny andro nahaterahanao izao. Mitomboa laza , mitomboa fahendrena zandry a!
Mirary ny soa sy ny tsara hatrany ho anao. Ho tanteraka avokoa izay rehetra irin'ny fonao.

Happy born day.
Stay blessed 🌿

22/08/2026

Mention spΓ©ciale Γ  mes nouveaux super fans ! πŸ’Ž Tantely Bainatia, YΓΈΓΆ ΓƒnnΓ«, Olyanah Raharisoa, Henri Jean Fanomezantsoa, Tsilavo Rakotoarivelo, Ramanifique Harivelo, Razafindrafara Gilbertine, Eric Lifah Rtsy, Naly Fanomezantsoa, Fenosoa Shani Raheriniaina, Ny Avo Finiavana, Christian Tin Rjcr, Anj Art, Eldo ZaΓ«le ZaΓ«le, Ben Ram, Niavo Brow, Eric Rafanomezantsoa, Randria JosΓ©, Kee Lyy, Hasina Anisah, Andry Randrianaivo, Jah Jack, Nomena Rh, Sidonie Razafindrasoa, Mainty Kely, Rah Fita, Fetratiana Princy Abel, Ony Rajerison, Torioh Randriamialy, Namana Namana, Tsiory Andriamiary, Marc Ezra, Fen's Ardi, Tahiana Faniriantsoa, Hanitra Tokiniaina, Tatie An'i Myh, Ni Nho, Frah Nckys, Rjff Fidelice, Prisca Ran, Antonio Fanomezantsoa, Tsilavina Abdal, Zokyvavy Zandriny Jesoa, An Niahh, Rah Kanto, Yara Tovonirina, RΓ₯r BâčlΓΆ

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communautΓ©, fans

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101