Ho anao

Ho anao

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ho anao, Coach, Mahamasina, Antananarivo.

27/09/2025

Izy tsy hoe tianao intsony fa fotsiny marary izany misaraka izany

26/09/2025

Enao angaha ratsy zany e!
Haratsiany fotsiny amin'izay tsy matoky tena intsony

26/09/2025

Rehefa tsy tiany intsony ianao dia tsy mahita zavatra tsara momba anao izy

26/09/2025

Raha diso ankininao aminy olona loatra ny fiainanao dia lasa hatahotra sy tsy hatoky tena ianao

08/08/2025

Tandremo fa betsaka ny olona mody manao ho namanao fa mila ny technique nahafanao nandroso izy

08/08/2025

Aiza mo le tanindrazanareo

31/07/2025

💥 𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗦𝗬

📍 Etazonia, taona 1982 – Vehivavy iray antsoina hoe Angela Cavallo no nahavita zava-mahagaga rehefa notsindrian'ny fiara tao anaty garazy ny zanany lahy (Tony, 18 taona), izay teo am-panamboarana ilay fiara.

🚗 Tafahitsoka tanteraka teo ambanin'ny fiara i Tony, ka tsy afaka nihetsika.

😱 Nanatona avy hatrany i Angela, ka nobatainy tamin'ny tanana ny fiara Chevrolet Impala, milanja 1,5 taonina — mba nahafahan'ny mpiray vodirindrina aminy nanala an'i Tony avy ao ambany fiara.

🩷 Tsy nino ny tenany i Angela, fa rehefa nananika loza ny zanany…dia nanana hery namonjy izy.

🧠 Izy io dia antsoina hoe “hysterical strength”, ka rehefa tonga amin’ny loza na fotoana mampidi-doza ny zanany, dia afaka mipoitra tampoka ny hery tsy mampino ao amin'ny reny!

♥ Mahavita zavatra tsy eritreretina ho vita ny fitiavan-janaka.

👇 Inona no zavatra tsy napoizinao ho vita nefa nataonao vokatry ny fitiavan-janaka ?

Pejy - Mpanabe Fototra

30/07/2025

Any e😭😞

30/07/2025

Inona no mampamasaka ny vodin- jazakely ?
Andao horesahantsika 🥰

🔹 1. Fahazotoan’ny fivalanana na p**i (urine sy sela)

Raha tsy soloina matetika ny lamba (couches), dia mijanona ela loatra amin’ny hodiny ilay p**i sy fivalanana, ka manimba ny hoditra.

Mety hiteraka iritation izany → lasa mena, mivonto, maka fofona ratsy.

🔹 2. Aretin-koditra (infection fongique na bactérienne)

Mety ho champignons (toy ny candida) na bakteria no miditra amin'ny hoditra efa simban'ny hamandoana.

Manomboka miparitaka ny mena, manao pentina, mivonto, ary mifafy ranoka indraindray.

🔹 3. Fanaovana lamba tsy mifoka rivotra / marefo amin'ny hoditra

Mety ho couche tsy mifoka rivotra tsara na marika sasany tsy mifanaraka amin'ny hoditry ny zaza.

Mety ho savony, lingettes, na menaka no mahatonga allergie

🔹 4. Marary o***a na nify mitsiry

Rehefa maniry nify ny zaza dia matetika mivalana matetika, ka mitarika irritation.

✅ Inona no atao?

Soloina matetika ny lamba, indrindra rehefa mivalana na mip**ika.

Sasàna amin’ny rano madio sy malefaka fa tsy asiana savon be fofona.

Asiana crème spéciale (toy ny pommade pour érythème fessier).

Avela hisitrika amin’ny rivotra (air libre) matetika ny vodiny.

Raha miharatsy ilay fahasimban-koditra → mandeha any amin’ny dokotera

Mirarisoa 🥰
Mikalo✏️

29/07/2025
Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

Mahamasina
Antananarivo
101