🌿 Besoin d’une petite pause ou à la recherche d'un bel endroit pour vos événements🎉
🏡 N’hésitez surtout pas à nous contacter😊
📍 Cozy Garden Faliarivo
☎️038 68 205 92
Cozy Garden Faliarivo
Cozy Garden est un espace naturel et convivial situé à Faliarivo Ampitatafika (Ambodiafotsy, près EKAR Faliarivo).
🌿 Cozy Garden
📍Faliarivo Ampitatafika
🎊Centre de loisir à ciel ouvert
🐟 Vente de poissons frais
🎣 Pêche sur place
🥗 Restaurant
🎉 Événements privés
🏕️ Pique nique, Karaoke, Basket, Pétanque, Baby foot, Trampoline, Toboggan, Ping pong, Billard... Nous vous accueillons pour la vente de tilapias frais, la pêche sur place, le pique-nique, la restauration, les feux de camp et tous vos événements plei
03/07/2026
⛔️Vera vaky, sotro tsy hita, serviette de table manjavona, décorations sns...
Mety tsy misy dikany zany, nefa de miantoka anie le tratra farany ao e🥹
‼️Risques du métier🤷♀️
🙏Na izany aza...
🌹Hampatsiahy fotsiny hoe rehefa manatrika fanasàna dia tsara raha
✔️Mitandrina mba tsy hanimba entana,
✔️Mampilaza ra namaky zavatra,
✔️Mijery tsara rehefa hody Sao nisy entana lasa tsy nahy any aminao😉
🌿Am-pitiavana be🌷
Mirary faran’ny erin’andro mahafinaritra ho anao
📍Cozy Garden Faliarivo
☎️038 68 205 92
29/06/2026
🌻🌹🎉🌺🌸🍁🌿🌻🌹🎉🌺🌸🍁🌿🌻🌹
🍾Faisons de votre rêve une réalité....
🌿Style Champêtre chic...
✨️Félicitations et beaucoup de bonheur aux plus beaux des mariés️💗💕💝💖💓
🙏Un grand merci à nos partenaires Lin Art Jardin de Masha Page Ny aina Andry Raz
📍Cozy Garden Faliarivo
☎️038 68 205 92
26/06/2026
🥂🇲🇬🎉🌻🌹🥂🇲🇬🙏🌻🌹🥂🇲🇬🎉🌻🌹
Lancement Grill Truck Lakanette RG
🍾Parfait le concept💯🍗🥩🍟🍔🍕🍢🍺
📢Avis aux foodlovers ‼️
🍾🥂Grill Truck Lakanette RG 🍖🍟🍔🍕🍢🍺
🚍Afaka mi se déplace manatona anao miaraka amin’ireo karazan-tsakafo mafilotra nahafantarana azy hatramin’izay🍽😋💯
🥰 Merci d’avoir choisi Cozy Garden Faliarivo pour ce lancement🥰
🙏🙏Pleine de réussite pour la suite🙏🙏
📍 Cozy Garden Faliarivo
☎️038 68 205 92
🌿🌿🌿🌿🌿🥰🥰🥰🥰🥰🎉🎉🎉🎉🎉
🎶Itondrao tsikitsiky aho ra ho avy ianao🎶
🌻Fianankaviana Sambatra🌹
🙏🙏Merci d’être passé🙏🙏
📍Cozy Garden Faliarivo
☎️038 68 205 92
12/06/2026
🤧🤒Tena mamely ny grippe zareo a‼️‼️
Le toetr’andro miovaova miampy an’le rivotra maloto sy ny havizanana 😬❄️🌡
🌿Mandalova fa mahasoa anao ny miala-sasatra kely ety aminay...
🏡Calme tsara sy mahafinaritra ny toerana🌷
💯Fialamboly misy sahaza ny tsirairay💯
🛝⚽️🏓🎱🏀♣️🃏🎲🪁🎳🎤🎶💃🎈🎣
🎁Afaka rosoanay dite sakamalao, citron, menthe ianao ra mila an’izany🫖☕️🍋🫚☘️
🎀Pendant que les plus jeunes profitent pleinement de la journée, les parents peuvent se détendre à la Pêche, Karaoke, Jeux de carte Dominos ou tout simplement profiter de la vue et du calme🎀
📍Cozy Garden Faliarivo
☎️038 68 205 92
🐟🌿💯Mbola mihinana tsara izy ato na dia efa manomboka mangatsiaka aza ny andro❄️
✨️🎣 Toto no ampiasaina fa efa tsy misy firy intsony ny kankana🪱
😊Samy manana ny fanamboarany azy fa jereo kely anie ny fanaovan’i tantine ny azy e! Tsotra kely ho an’izay tsy mbola mahay😉
📍Cozy Garden Faliarivo
☎️ 038 68 205 92
09/06/2026
🌼🌺🌷Profitez du beau temps💐🌾🌺
🥰Une jolie table, une belle vue, une ambiance parfaite pour une douce soirée en couple, en famille ou entre collègues🥰
🎀Tontolo hafa mihitsy💯
😉Raiketo le programme de antsoy zahay handaminanay tsara ny fandraisana anareo🙏
📍Cozy Garden Faliarivo
☎️ 038 68 205 92
04/04/2026
Mampahatsiaro antsika ny fetin’ny P***a fa
🎀Tonga ny Fiainana aorian’ny fahafatesana,
🌻Ny Fandresena aorian’ny Fiharetana,
🌺Ny Filaminana aorian’ny Fahasahiranana,
🌷Ny Famonjena aorian’ny Fahalavoana...
🎁🎉✨️Renouvelé, Aimé, Sauvé✨️🎉🎁
Il n’est jamais trop t**d pour un nouveau départ
‼️‼️‼️‼️Ne perdez jamais espoir🙏🙏🙏🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101