Seven Soccer

Seven Soccer

Share

Terrain Synthétique
By Pass Ankazobe, près National Hôtel, terminus 192. Parking ✅
+261 34 19 874 09

24/05/2026

Faly miarahaba nahatratra fetin' ny pentecôte 😚Seven Soccer ⚽

✨Mankasitraka feno mpandray anjara fona 🙏

Aza adino mamandrika toerana mialoha tompoko fa ho raisina ampanajana be fona nareo 🙏

☎️ 034 19 874 09

🔴Tongava mp milamina euh😚

19/05/2026

🔴 Terrain Foot à 7 By pass ⚽ dia terrain syntétique By pass route sky blue

🔵Ora fiasana : 6 ora maraina _ 10 ora alina ( 06h _ 22 h )

📍 Toerana : By pass ( akaikin ' ny Snak RAL )

🔴 Prix milamina be 😊

Lundi au Vendredi
45 000ar /H ( sans projecteur )

Weekend
55 000 ar /H ( sans projecteur )

Avec projecteur izy + 10 000ar

Tapis mbola vaovao be ✅💥

✨Fandrio mialoha ny ora mety amin ' areo

☎️ 034 19 874 09

Tongava mp milamina f raisina ampanajana be nareo tompoko 🤝😚

Photos from Seven Soccer's post 07/05/2026

Tongasoa eto am SEVEN SOCCER ⚽

Izahay dia mampanofa terrain synthétique foot à 7
7j/7 raha toa ka 06H-22H00

(Terrain mbola vaovao, tapis mbola tsara be, misy parking malalaka tsara)

Ny tarif tsy miova fa :

ALATSINAINA - ZOMA :
⚽__Atoandro 45000ar/H
⚽__@ Alina (+10000ar Projecteur)


WEEKEND :
⚽__Atoandro 55000ar/ @ alina 65000ar/H

Ankoatr'izay dia mampanofa Gôdasy koa zahay 3000ar
🔍Toerana Akaikin'ny Rond point AMBOHIMANAMBOLA raha toa ka hoany Ankadindratombo

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso mivantana na mamdefa MP avy hatrany

📞034 19 874 09

AZA ADINO NY MANAO RÉSERVATION 🤝

28/04/2026

Salama euh 💥👋

Fandrio mialoha ny ora mety @ nareo tompoko
Fa ho raisina ampitivana sy ampanajana be nareo 😚🤝

Aza misalasala miantso Seven Soccer 💥

☎️ 034 19 874 09

Prix milamina be 😚

🔴 Tapis mbola vaovao be

🔵 Parking malalaka tsara tompoko🏍️🚙🚗

16/04/2026

Terrain foot à 7 Seven Soccer By pass ⚽⚽

🔴 Kianja mbola vaovao be 💥

🔵Prix milamina be 😚

* Lundi au Vendredi

_ 45 000ar /H ( sans projecteur )

* Week End

_ 55 000ar /H ( sans projecteur )

_ avec projecteur + 10 000 ar

🕝 Ora fiasana : 06 Ora maraina _ 10 Ora alina


🗓️ Misokatra isan' andro

🔵Fandrio dieny zao toerana mety aminareo

☎️034 19 874 09

🚨 Toerana : By pass Route Sky Blue ampitan ' Snak Ral

05/04/2026

💥Miarahaba antsika rehetra nahatratra pâska 🎉 izay etou Seven S occer ,Mankasitraka tamin' ny fandraisana anjara

👋Manasa antsika hatrany izay amandrika ny ora sy fotoana zay mety amintsika fa vonona hatrany izahay andray ampifalina sy ampanajana be anareo 🤝😚

☎️034 19 874 09 aza misalasala miantso tompoko

01/04/2026

👋Miarahaba antsika hatrany izay eto terrain foot A7 Seven Soccer by pass ary vonona ny andray ampifalina anao koa fandrio ary ny fotoana sy ora zay mety aminao

💥Prix milamina be 😚

🔴Lundi au vendredi
45 000ar /H

🔴Week end
55 000ar /H

+10 000ar izy à partir de 17H

⚽Information au réservation
☎️ 034 19 874 09

🛎️By pass route sky Blue , ampitan' ny Snack RAL

18/03/2026

Salama euh 👋Raisina ampanjana be nareo tompoko fandrio toerana 💥⚽

11/03/2026

🔴🏆Seven Soccer 🏆 ⚽

🔵Foot à 7

🔵Parking

🔵Vestiaire

🔵Douche & toilette

🔴DISPONIBILITE
⏰7j/7 de 06h à 22h ( afaka manome ora)

🗓️Lundi au vendredi : 45 000 Ar /H

🗓️Week end : 55 000Ar /H

🗓️ Avec projecteur : + 10 000ar /H ( vers 17 h )

🔴RESERVATION ☎️ 034 19 874 09

FB : seven soccer

🔴LIEU
By pass route sky Blue
Ampitan ' ny Snack Ral

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

By Pass
Antananarivo