Balafomanga Ampefiloha

Balafomanga Ampefiloha

Share

BALAFOMANGA

📍 Ampefiloha Cité logt 221, derrière immeuble Aro

☎️ 034 14 531 24

24/07/2026

Wan Tan frit 500ariary monja ato aminay, Balafomanga Ampefiloha ambadiky ny Immeuble Aro.
0341453124

22/06/2026

Tonga indray ilay fotoana mampite hihinana lasopy foana 🍜😍 3000ar izy ato aminay, misy chinoise sy légumes.
Balafomanga Ampefiloha ambadik’i ShopU.

22/03/2026
28/01/2026

Efa nanandrana ny hatsarany ve? Quiche au poulet, 3000ar ny portion, na ilay boribory 26cm (8portions), carton en sus.

30/12/2025

Mbola azonareo atao ny manao commande na tonga aty mivantana raha hividy tsakitsaky ho an’ny 31 décembre 😊
Balafomanga Ampefiloha 0341453124

22/12/2025

Amin’izao ankatoky ny fety izao, aza adino ny mi-commande sy mandalo ato aminay 🥰
0341453124
NB: tsy mivoha izahay ny 25dec, fa misokatra kosa ny 24dec sy 31dec.

06/12/2025

🎁GIVEAWAY RESULTAT🎁

Mankasitraka antsika rehetra izay nandray anjara, na t@ alalan’ny commentaires, ny suivi de page, ny réactions sy partages 😍 Mahafinaritra be ianareo🥰
Ialana tsiny noho ny fahataran’ny famoahana ny anaran’ny mpandresy, fa indreto ary ny mpandresintsika t@ ity lalao voalohany nokarakarainay ity 😊

🥇Ri Thandy
🥈Tahiana Harrizo Ramiadamanana
🥉Sitraka Bryan

Arabaina ianareo telo, manasa anareo hiditra message privé ahafahanareo misitraka ny lokanareo: Assiette de tsakitsaky Balafomanga Ampefiloha.

Araho tsy tapaka ny pejy, ary aza adino ny manasa ny namana hanaraka anay, fa mbola hisy vaovao maro hatolotray anareo😍😍😍
Ho an’izay te hihinana tsakitsaky matsiro be, ety Ampefiloha no misy anay. Efa manao livraison koa izahay☺️

Balafomanga Ampefiloha logt221
Ambadiky ny immeuble Aro
0341453124

02/12/2025

Nems hena matsiro be 😍😍😍 Disponibles chez Balafomanga sur place, à emporter ou à livrer 😊

01/12/2025

Ahoana moa hoy Tatie Felana? 😁

⭐️Mivoha foana izahay anh, ny Alatsinainy hatramin’ny asabotsy, 8h15 - 19h raha te hihinana tsakitsaky matsiro be ianareo, na mba te hiaona aminay fotsiny 😁
⭐️Mandray commande isan’andro, ary manao livraison koa 😍😍

Balafomanga Ampefiloha logt221, ambadik’i Shop U
0341453124

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Cité Ampefiloha Logt 221
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:15 - 19:00
Tuesday 08:15 - 19:00
Wednesday 08:15 - 19:00
Thursday 08:15 - 19:00
Friday 08:15 - 19:00
Saturday 08:15 - 19:00