18/07/2026
📢 FANAMARIHANA MANAN-DANJA
👉hoan'ny categories : U13 sy U17
Hilazana isika RAD sy mpilalao mba hanomana ireo taratasy voalaza, ho fanomanana ny Tournoi izay atao any MAJUNGA 2026
🇲🇬Omanina alohan’ny 12 Aogositra 2026 ireo taratasy ilaina ary entina amin’ny fanazaran-tena ny Sabotsy 08 Aogositra 2026.
🇮🇹Si prega di preparare tutti i documenti richiesti entro il 12 agosto 2026 e di portarli all’allenamento di sabato 08 agosto 2026.
Misaotra amin’ny fiaraha-miasa. ⚽
Grazie per la collaborazione. ⚽
by
07/07/2026
📢 RÉUNION OBLIGATOIRE – Parents des joueurs U13 & U17 ⚽
🗓️ Samedi 11 Juillet
🕝 14h30
📍 École Piccolino, Amboditsiry
👨👩👧👦 Présence obligatoire des parents
📌 NB : pensez à apporter l'invitation ce jour-là
On compte sur vous ! 💪🔴⚪🟢
________________
📢 FIVORIANANA TSY MAINTSY HATREHINA – Ray aman-drenin'ny mpilalao U13 sy U17 ⚽
🗓️ Asabotsy 11 Jolay
🕝 14h30
📍 École Piccolino, Amboditsiry
👨👩👧👦 Tsy maintsy tonga ny ray aman-dreny
📌 Fanamarihana : Ento ny invitation amin'io andro io
Miandry anareo daholo izahay! 💪🔴⚪🟢
GGteamwear
26/06/2026
Ny Club sy ny staff rehetra dia faly miarahaba
Ny malagasy amin'izao Asaramanitra izao
🇲🇬🇲🇬 Tratry ny Asaramanitra
Happy independence day 🎉🎉🎉
27/05/2026
Mitohy ny ady mbola tsy vita ⚽️⚽️⚽️
Toy izao ny "Classement provisoire " Orange challenge U20
Alefa les gars , toujours plus haut🙏⚽️⚽️💪💪
20/05/2026
Le talent sans discipline n'est rien. ⚽
À tous les joueurs du club, la discipline est notre fondement. Pour afficher notre vraie force, trois règles non négociables :
⏱️ Ponctualité : À l'heure aux entraînements et aux matchs.
🤝 Respect : Écoute des coachs et esprit d'équipe.
⚽ Engagement : Tout donner pour le maillot.
L'attitude de chacun fera notre réussite. On compte sur vous ! 👊
by GGteamwear
07/05/2026
👉2ème journée Orange Challenge U20 ⚽
Rendez-vous ce dimanche à 9h30 - stade Teolojia Mamory Ivato
by GGteamwear
29/04/2026
🙏On est dans le Groupe A du Challenge Orange U20 ⚽️⚽️
Anaty Vondrona A izahay
⚽️💯 Alefa les garçons
By GGteamwear YouSud