Tia tsiky

Tia tsiky

Share

Ndao hitsiky hiaraka aminay❤

27/02/2026

Rehefa falifaly iny izy😊
Aza adino mba manindry suivre❤️

Photos from Tia tsiky's post 24/02/2026

Manjakely oooo❤️
Ireo le:
♥️Ensemble chemise rayé.
💐Tissu :coton.
💐Taille :M/L/XL/2XL.
💐Couleur :bleu.

Photos from Tia tsiky's post 23/02/2026

Tsetsetse kely maman miaraka :

♥️Ensemble pant unie classe.
💐Tissu :coton.
💐Taille :M/L/XL/2XL.
💐Différentes modèles dispinibles.
💐Afaka atao tenus 08Mars.

Photos from Tia tsiky's post 23/02/2026

Aleo mba hihisy kely anzao😅

♥️Maillot foot (2025-2026).
💐Détails en gomme et broderie.
💐Taille :S/M/L/XL/2XL.
💐Tsy misy anarana ao aoriana.
💐Vraie maillot fa tsy ilay Nilon ireny.

23/02/2026

Hiteny kely fotsiny zah hoe mivavaha alohan'ny hivoaka ny trano❤️

19/02/2026

Abonnez-vous �

11/02/2026

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy tompoko❤️

Sao de misy afaka manampy azafady😭🙏 Dadanay sy mamanay rery à Tamatave, zahay roa vavy samby à Tana aty, tranonay rava, mamanay nisy nibata Soavita nefa izy malemy marary tsy afaka mihetsika tratran'i AVC tsisy olo-miaraka ananjy akagny, nefa olo tegna milà arahana masô, na de hipipi ary izy mila olona 😭😭😭🙏🙏, dadanay miady raika😭🙏 trano tsy afaka ambela raika fa sao de tsisy hita akeo koi entagna.
Vonjeo sy ampio azafady mamanay sy dadanay.🙏
0342811816/0375826106 io numéro azahoagna ananjy. Mba mangataka partage azafady🙏🙏🙏🙏
©️ Sarah Andriamanjaka

06/02/2026

Ahoana ny hevitrao mahakasika ireo olona nodorana velona tao antsirabe?

27/01/2026

Be dodosy kely😂😂Aiko ndray no olona ao antsainareo🧠

26/01/2026

Okzay le resaka wc zalah ah😪

25/01/2026

Video inona ndray ré zany ooo🤧

24/01/2026

Ze pub itako de hoe voa Mafy ze nanakotrika atody😅tsy azoko mintsy 🤧

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101