Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Refotora Basile, Louvatyna Onjamytahiry, Carlos Augusto, Läzā Läzā, Andy Innocent, Jayaprakash Mohanty, Andriantsoa Serginos, Hänru Tøkÿ Rāndrïâ, Jean Mrt, Herizo Miniminy, Safidy Miantso, Charly Williams
Ranto'SW Calisthenic
"Hery, Fifehezana, Finiavana"�. Tongasoa eto amin'ny tontolon'ny "Street Workout na Calisthenic"��
*OAPU: One Arm Pull Up💪 🔥 REPS Dimy sy efatra🤦
Tsy mitovy ny gauche, droite na samy mitovy exo
゚viralシfypシ゚
OAPU: One Arm Pull Up✅REPS Dimy sy efatra
゚viralシfypシ゚
26/05/2026
Avec équipe solide💪🔥 , mahafinaritra foana rehefa tafiaraka maro toy izao🔥💪
Ra Faby
Andrian Strength
Tiavina Mikendry
Ranto Hanma
Tsilavina Henintsoa Randriatsarahasina
25/05/2026
Fety ny andro de mandrera-tena mikotrana 🤦
Parc Ambohijatovo
Street Workout Mada
Gorilla Squad MDG
Iali Andria
Andrian Strength
Misaotra ny CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo Tamin'ny fanokafana ny parc fa afaka nikotrana sy nifaly kely tao izahay
20/05/2026
Front Lever,🔥 raha jerena tsotra izy dia mora atao, nefa figure anisany tena mandreraka valahina indrindra,
Ary anisany figure nazahoako DOS🔥
Go zalah💪🔥🔥
15/05/2026
Full planche🔥 tsy clean fa tsy ratsy💪🔥
🔷 Sary efa ela io sao anontany eo ndray hoe "nivoha nga lty Ambohijatovo?" 🙄
🔥 Inspiration tonga hoazy de mba Nandramana🤔🧠
Lasa kely ny épaule gauche, fa soa ihany tsy naninona 🙏
゚viralシfypシ゚
Archer Pull-up sa Typewriters?🤨🤔🔥🔥
゚viralシfypシ゚
11/05/2026
Double front lever avec Manorintsoa Ratiaharizandry
Sary efa somary ela😁
Street Workout Mada
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
TANA101