Jimmy Karlas : Gains & Grins

Jimmy Karlas : Gains & Grins

Share

Salle de sport + humour = cette page. Je ne suis pas coach. Je ne suis pas influenceur. Je suis juste là pour :
🏋️ soulever des haltères
😂 soulever l’ambiance

12/08/2026

La mort ne prévient pas, donc si vous avez le temps ce soir, allez ba**er 🫵
👉👌💦

03/08/2026

🧕 : Inona no ataonlah ra isarahako elah ?

Zah : Ra alatsinainy dia pec sy tri 🤷

**kfakepeople

20/07/2026

Makafoky ny fijerem-baolina daholo ary ve ny mpikotrana ?

Mangina ny salle, zara raha misy olona.

13/07/2026

Le meilleur des cardio

Photos from Jimmy Karlas : Gains & Grins's post 11/07/2026

2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ VS 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣

Erintaona sy 7 volana tanaty salle.

Nisy fivoarana ve ry reto 😮‍💨 ?

Régime : Vary sy laoka, atody, flocon d'avoine, hena, ronono, bex 🍺, tsaky 🙌

09/07/2026

Mieritreritra ve ianao fa tsy misy ilàna azy 🧐?
Tadidio fa ny ankamaroan'ny olona mitovy taona aminao dia tsy manao fanatanjahan-tena ary misotro foana isaky ny misy ôkazy 🤪🍺.
Aoka ianao hirehareha amin'ny tenanao ✊!
_________
Tu te crois nul 🧐 ?
La plupart des gens de ton âge ne font aucun sport et s'alcoolisent dès qu'ils en ont l'occasion 🥱🍺.
Soir fier de toi ✊!

08/07/2026

Mangingina ny salle tao ao izay 🤔🤔

07/07/2026

Misy fotoana kamo, misy fotoana valaka fa tsy afaka mijanona...satria misy tanjona mila tratrarina.
____
Fatigué, démotivé mais on ne peut pas s'arrêter. On a des objectifs à atteindre.

05/07/2026

Ny fampiasam-bola ho an'ny fahasalamana dia tsy ho hanenenanao velively.
_____
Investir dans sa santé est un investissement qui ne vous décevra jamais.

28/06/2026

Reprise après 2 semaines de pause...
Vive les courbatures 🥵🥵🥵
C'est le man & man aaaa 🥵🫣

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Eny Rehetra Eny
Antananarivo