30/07/2025
Fantatrao ve? Milanja 5Kg eo ho eo ny loha.😌
Ny tenda no milanja ny lanjan'ny loha izay mety mitombo lanja arakaraky ny fiondrika. Arakaraky ny hiondrehana dia mitombo ny lanjan'ny loha. Raha miondrika 60° ny loha dia lasa 22-27Kg ny vesatra zakain'ny tenda, tsy ny tenda irery nefa fa tonga hatrany amin'ny colonne vertébrale rehetra.
Mety hiteraka olana amin'ny fahasalaman'ny tenda sy ny lamosina arak'izany izy ity raha matetika.😌
Zarao sao ahasoa ny hafa🥰
29/07/2025
24/02/2021
30/06/2019