03/05/2026
Misaotra TANÀNA🔥🖤🩶
Arabaina ny ekipatsika tafita amin'ny dingana manaraka😁👏🏽
🖤🩶JBA 17 # FIMAD 03💙❤
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JBA, Sports Team, Ankasina, Antananarivo.
03/05/2026
Misaotra TANÀNA🔥🖤🩶
Arabaina ny ekipatsika tafita amin'ny dingana manaraka😁👏🏽
🖤🩶JBA 17 # FIMAD 03💙❤
24/04/2026
NDAO TANÀNA🖤🩶
Tsy maintsy tratra ny tanjona amin'ity taom-pilalaovana ity ry zalah💪🏾
Tongava maro manohana ny ekipatsika😁
04/04/2026
Ny vokatra rehetra azon'ny ekipatsika nandritran'ny lalao isam-bondrona🖤🩶
1er journée _JBA 18 # ANKOAY 07
2èm journée _JBA 46 # CSA 20
3èm journée _JBA 62 # FITAMIBA 10
4èm journée _JBA 34 # FTFA 06
5èm journée _JBA 16 # FTMA 07
6èm journée _JBA 17 # TTM 12
7èm journée_JBA 30 # RCAM 10
8èm journée_JBA 26 # JST 00 (DPF)
Tsara fanombohana ny ekipatsika satria nahazo fandresena 08 nandritran'ny lalao 08
Allons-y les Jeunes vitatsika io😁💪🏾
Bravo les gars pour ce match spectaculaire aujourd'hui🏈🏈
JBA 30 # RCAM 10
Fair play pour l'équipe adverse 👏🏽 Antanimena Rcam
22/01/2026
Jean Guy en action😁💪🏾