25/03/2026
Allô2 ry grand isany...
Tena marina vé ry lerony Ilay oe tsy dia tsara ny mitaiza zana-batony? Zanany voalohany. Henoko foana Ilay oe b faille b izy ireny.
-Tsy dia aiko loatra ny fahamarina ka mba manotany anareo efa nahita sy nahatsapa?