24/02/2026
🥰🥰🥰
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KUNG FU WISA AMBOHIPO,,Maître Hermann, Outdoor & Sporting Goods Company, ambohipo, Antananarivo.
24/02/2026
🥰🥰🥰
18/02/2026
15/02/2026
💪💪💪
KUNG FU WISA AMBOHIPO
kung fu dia fiainana☺️
nahafinaritra ny kontrana androany,,samy afa-po ny tsirairay😋
feno fahasalamana🙏
feno tsikitsiky😬
feno fahalalana sy fahendrena☺️
kung fu wisa ambohipo dia mbola mandray mpianatra vaovao(lahy sy vavy,ankizy,tanora,lehibe)
Maître Hermann Kfwne Ambohipo
KUNG FU MALAGASY WISA Club NATIORA-EL ( Miaraka Rojo)
@à la une
034 46 345 65
mandresy mandrakariva💪
13/02/2026
▶️TAI-DJ'Ï
Formation mahakasika ny armes no nataon'ny Maitres d'école teto amin'ny Aska 67ha àndroany.
Amin'ny Zoma 20 Février ho avy izao ny anjaran'ny Maitres rehetra
Manksitraka ny Fédération Malagasy de Kung-Fu sy ny Section rehetra eto Analamanga izahay eto amin'ny Ligue
11/02/2026
🥰🥰🥰
maître kung fu wisa analamanga💪💪
09/02/2026
# **➡️**** FORMATION DES MAITRES **
::Zoma 13 Février 2025::
Ho an'ny Maîtres de salle ihany aloha
☯️ Formation Speciale Armes
☯️ Dojo Aska 67Ha
☯️
➡️ Tsy ho ela ny anjaran'ny manana DAN rehetra
20/12/2025
MODIA ANY AN-TANINDRAZANAO
VONJEO NY FIRENENAO.🇲🇬
📍Avril 1968 no henon’i Grand Maître Pierre Mizael na GM Pierre be niverimberina taminy io feo io ka nahatonga azy nanapakevitra hody aty Madagasikara na dia efa voatokana tao amin’ny Monastère tany Chine aza izy.
👉Anio sabotsy 20 décembre 2025, Formation des Gradés ho an’Analamanga, sady famaranana ny fankalazàna ny faha 45 taonan’ny kung-fu wisa teto Madagasikara no nampahatsiahivin’i Grand Maître AVOKO an’izany hafatra izany.
✅Vonona ankehitriny ny mpanao kung-fu wisa rehetra manerana ny Nosy hifanome tanana amn’ny vahoaka Malagasy arak’izay tandrify azy, ary samy resy lahatra fa i Madagasikara dia an’ny Gasy.
15/12/2025
🥰🥰
14/12/2025
🙏AMPIO NY MALAGASY.🙏
📍Anio sabotsy 13 Décembre 2025 , tao amin’ny Gymnase couvert Antsirabe, Formation des Maîtres no nanomezan’i Grand Maître AVOKO toromarika ho an’ny mpanao kung-fu wisa rehetra manerana ny Nosy, hiaraka hiasa amin’ny Fokonolona sy ny mpitandro filaminana amin’izao tsy fandriampahalemana mihanaka isan-tanàna izao.
🚩Ampiharo ny système ADL ( Auto défense Locale) izay efa nianarantsika hoy izy, ka ampio ny fiarahamonina.
Natao izao toromarika izao satria misy club 504 isa manerana ny Nosy ny kung-fu wisa, ary misy mpikambana aman’hetsiny.
👉Feno mpanao kung-fu hatrany amin’ny fokontany madinika indrindra ka raiso ny andraikitra hoy izy.
Voatety daholo ny faritra manerana ny Nosy ho famaranana ny fankalazàna ny faha 45 taona nidiran’ny kung-fu wisa teto Teto Madagasikara