23/07/2026
🕊️ Hafatra ho an’ny fiarahamonina sy fampahafantarana
Amin’izao androm-pirenena natokana ho fiaraha-miory izao, dia maneho ny fiaraha-miory lalina sy ny firaisankina amin’ireo niharam-boina ary ireo fianakaviana namoy havana izahay eto Air Fitness. Mirary fiononana sy hery ary faharetana ho anareo rehetra izahay. Manantena izahay fa hiverina tsy ho ela ny fandriampahalemana, ny filaminana ary ny firaisankina eto Madagasikara. 🇲🇬🕊️
📢 Fampahafantarana
Ampahafantarinay ny mpikambana sy ny mpanjifa rehetra fa hisokatra ny Air Fitness amin’ny 24 Jolay, araka ny ora fiasana mahazatra.
🕊️ Mirary fiononana feno sy hery ho an’ireo fianakaviany izahay.
07/07/2026
✅ Matériel amélioré !
Chez AirFitness, nous investissons continuellement pour votre progression.
Plus de confort, plus de performance, plus de motivation. À vous de jouer ! 💪🔥
« Ensemble vers la meilleure version de vous-même. »
22/06/2026
Ry mpikambana sy mpanjifa hajaina,
Noho ny fankalazana ny Fetin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, ary mba hahafahan’ny tsirairay mankafy izany fotoana sarobidy izany miaraka amin’ny fianakaviana sy ny havana, dia mampahafantatra anareo izahay fa hikatona vonjimaika ny AIR FITNESS ny 26 sy 27 Jona 2026.
🏋️♂️ Hisokatra indray ny 29 Jona 2026, amin’ny ora mahazatra.
Mankasitraka indrindra anareo amin’ny fahatakarana, ny fahatokisana ary ny fanohanana omenareo anay isan’andro.
🇲🇬 Noho izao Fetin’ny Fahaleovantena izao, ny ekipan’ny AIR FITNESS dia mirary anareo rehetra:
Mirary fety sambatra, feno fiadanana, fifaliana, fahasalamana ary fahombiazana.
« Ny fanajana ny kolontsaina sy ny tanindrazana dia hery mampiray sy mampandroso antsika. »
AIR FITNESS 💪🇲🇬
Fifehezan-tena • Fahasalamana • Fahombiazana
09/06/2026
📢 INFORMATION IMPORTANTE 📢
Chers clients, à l’occasion du Body Perfect Salon 2026 & Mr Mada, notre salle de sport sera ouverte de 5h30 à 10h00 du matin le 13 juin
⏰ Ouverture : 05h30
⏰ Fermeture exceptionnelle : 10h00
Nous vous invitons à organiser vos séances en conséquence. Merci pour votre compréhension et votre fidélité. 💪🔥
L’équipe de Air Fitness
26/05/2026
La salle sera bien ouverte demain le 27 Mai✅
Préparez vos tenues, votre énergie… et venez vous entraîner avec nous 🔥💪