As RÔRÔ TANA

As RÔRÔ TANA

Share

Mbola misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra ato @ ASR,manomboka @ 4 taona noho miakatra,na lahy na vavy💙💛

02/09/2026

programme d' entrainement mercredi⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 14h
tenue: maillot Jaune💛
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

ASR, le chemin de la victoire💛💙

Photos from As RÔRÔ TANA's post 29/08/2026

🥶✖Ny andro no mangatsika fa ny kotrana nenay vomay atao mafana🔥

Alefa fona ehh👊🏻

"ASR, Le chemin de la victoire"💙💛

28/08/2026

programme d' entrainement Samedi⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 8h
tenue: maillot bleu💙
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

Mbola mandray mpianatra hatrany ny ECOLE DE FOOT ASR💙💛, manantona eny @ Stade Annexe Makis izay maniry ny hiara-hianatra aminay @ io ora etsy ambony io, no sady maka ny information rehetra😉

ASR, le chemin de la victoire💛💙

25/08/2026

programme d' entrainement mercredi⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 14h
tenue: maillot Jaune💛
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

Mbola mandray mpianatra hatrany ny ECOLE DE FOOT ASR💙💛, manantona eny @ Stade Annexe Makis izay maniry ny hiara-hianatra aminay @ io ora etsy ambony io, no sady maka ny information rehetra😉

ASR, le chemin de la victoire💛💙

Photos from As RÔRÔ TANA's post 24/08/2026

Ohatra an' izao ny ambiance anay tany raha fintinina😉
Sady vaccance no nandeha iany ny baolina t@ireo école de Foot maromaro tao Fenerive-Est⚽

"ASR, le chemin de la victoire"💙💛

21/08/2026

REPRISE D'ENTRAINEMENT⚽🔥
programme du Samedi 22 Août⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 8h
tenue: maillot bleu💙
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

Mbola mandray mpianatra hatrany ny ECOLE DE FOOT ASR💙💛, manantona eny @ Stade Annexe Makis izay maniry ny hiara-hianatra aminay @ io ora etsy ambony io, no sady maka ny information rehetra😉

ASR, le chemin de la victoire💛💙

17/08/2026

✖AVIS AU PARENTS⛔

Vita soamantsara androany moa ireo lalao rehetra izay natao tao FENERIVE EST ka nanainga ny atoandro teo izahay.
Efa andalana izahay zao, ary hoezahina atao ny ho tonga mazava ao Tanà mba ho fiarovana ireo ankizy rehetra✨, ka tsara raha @ 7h eo ho eo no miandry ireo izay maka ny zanany , eo @ Kinja Makis ihany no fotoana🏟.
Misaotra indrindra oh💙💛

Photos from As RÔRÔ TANA's post 17/08/2026

This feeling✨🔥

La famille ASR💙💛

Photos from As RÔRÔ TANA's post 16/08/2026

Pika kely mandritra ireo fihaonana tamin'ny école de foot maromaro teto Fenerive-Est, teo amin'nh Stade Sahavola moa no nanatontosana izany.🏟⚽

ASR en vacances🔥🌴

Photos from As RÔRÔ TANA's post 15/08/2026

Zany ndray ary aloha ny sary androany eh🌴📸

La famille ASR💙💛

# VACANCE

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Talatamaty
Antananarivo