Dojang-BON-HÉRITAGE
Taekwon-Do ITF affilié au siège de l’ITF à Vienne en Autriche sous la direction du Professeur Ri Yong Son
27/05/2026
Taekwon, 👊sortie kely préparation ho an'ny programme manaraka ho avy izao.
Afapo ny rehetra vita ny kotrana nahazo traikefa ny kilonga.💪💪
23/03/2026
22 mars 1966- 22 mars 2026
60 ème anniversaire de l'ITF.
ITF Madagascar Original Taekwon-Do Association affiliée à Original ITF Taekwon-Do (ITF Vienne, Autriche) et TFA - Taekwon-Do Federation of Africa et NGB officiel à Madagascar vous présente:
National Intsructor Course dirigé par SabumNim Rakotondramanana Yves Francky, Instructeur International.
Le 22 mars 2026 à 9h au Dojang Faravohitra.
Pour les Ceintures Noires 1er Dan et plus.
16/03/2026
Tanteraka soa amantsara ny fotoana izay notanterahina ny 14 mars 2026 teo
Fankasitrahana lehibe ho an'ny ITF TAEKWON-DO ORIGINAL TAEKWON-DO ASSOCIATION, izay tarihin'ny NGB SABUMNIM YVES FRANCKY RAKOTONDRAMANANA, sy ny mpiara-miasa aminy rehetra, ny mpikatroka Taekwon-do rehetra, ary ny mpiara miombon'antoka rehetra # ministère ny Tanora sy ny fanatanjahantena izay manohana tanteraka ny taranja # université Antananarivo izay nampiantrano, # polisimpirenena izay nandray anjara mavitrika hatramin'izay ka hatramin'izao, # ny # La Salle izay mpanome ny toerana hanaovana izany taranja izany hatr'izay, eo ihany koa ireo mpiaramiasa rehetra marobe izay tsy ho voatanisa nitoto nahafotsy nahandro nahamasaka izany fotoan-dehibe izany izay voasolotenan'ny lehibeny tsirairay avy, indrindra, ny filohan'ny Université Antananarivo, sy manamboninahitry ny polisimpirenena jeneraly sy ny commissaire, sy ny sisa maro be, eo ihany koa ianareo invités rehetra izay tonga nanotrona tamin'izany
Isaorana ianareo rehetra fa henikaja, henimboninahitra izahay tamin'ny fahatongavanareo nanatrika izany fotoan- dehibe izany.
Mankasitraka indrindra ny lehibe mpiahy ny association Sahyun-Nim # Jaren Philippes izay nanotrona mivantana ihany koa n'a dia lavitra aza ny toerana misy azy.
Taekwon Daholo 👊
11/03/2026
Eto ampiandrasana ity fotoana ity indray aloha no dingana akaiky indrindra.👐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101