EFC Andraisoro

EFC Andraisoro

Share

Disciplines sportifs et réussites
Ensemble on fort 💪💪

Photos from EFC Andraisoro's post 25/05/2026

Misaotra an'Andriamanitra t@ vokatra vokatra azo t@ MINI TOURNOI fa catégorie 3 no mandray anjara Champions ny 1 ary vice Champions ny 2 samy resy t@ tir but. Mihezaka atrany isika. Tahakahaka izahay

EFC Andraisoro

Photos from Association Football-Club d'Antananarivo's post 19/05/2026

que le meilleur gagne ! !
tongava maro tsika anotrona joueur tsika

19/05/2026

aza adino rendez vous tsika le 23 may miaraka EFC Andraisoro Association Football-Club d'Antananarivo Espoir Academie

Kely sisa ..⚽🥇

Tao aorian'ny famolavolana amam-bolana natao an'ireo zandry , zanaka ao amin'ny sokajy *Katita * , dia faly izahay manasa anareo hanatrika ny lalao voalohany izay hoataon'izy ireo ny Sabotsy 23 Mai hoavy izao🔥🥇

lalao ara-pirahalahiana saingy manan-danja hoan'ny Association Football-Club d'Antananarivo ⚽ indrindra hoan'ireo ankizy kely 🔥

Misaotra tompoko📍

07/05/2026

EFC Andraisoro
Un seul objectif , la victoire
Section Football TANA VILLE

Photos from EFC Andraisoro's post 02/05/2026

Mankasika inndridra
@ fanomezana tsirairay Ho an anay ankizy Zay milaolao ato EFC Andraisoro
Mankisatrika Zay eee

Photos from EFC Andraisoro's post 19/04/2026

Photo du jour
EFC Andraisoro

Photos from EFC Andraisoro's post 14/04/2026
19/03/2026

match amical
Garde forme
Rendez-vous

Aza adino mikitika

Photos from EFC Andraisoro's post 18/03/2026

Maintenant, on doit apprendre de nos erreurs
force à vous les gars 💪💪
EFC Andraisororo ⚽⚽
👈👆

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Andraisoro
Antananarivo