ATM

ATM

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ATM, Sports Team, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.

Photos from ATM's post 07/05/2026

Miarahaba antsika rehetra tompoko.Ity indray ny Lalao atrehinay amin'ny ity faran'ny erin'andro ity "Sokajy vehivavy"🏧

04/05/2026

Miarahaba tompoko
Hianareo mandefa mp ato amin'ny Pejy ireo iangaviko mba hiditra mp ato ATM fa somary misy olana ny message ato Pejy azafady

03/05/2026

Aty aminay ihany sa any aminareo koa mba misy hoe baolina dia 13:45 zareo vao tonga eo ? Ny advé anefa efa :30 no efa tafiomana eo,dia vita ny "Abattement" 13h:30 dia zareo tara ndray no mahay vava be😌😌.Sary mikotrana 😊

01/05/2026

Misaotra anareo rehetra namaly ny antso tamin'ilay "Match amical"Ry zareo Future SCA no hilalao aminay anio⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽
Toerana : Terrain Anelotsara Ambohitrimanjaka
Ora: 11 à 13h
Mankasitraka tompoko

Photos from ATM's post 30/04/2026

Ity indray ny "Match"atrehina amin'ity "Week- end"ity✊✊

Photos from ATM's post 29/04/2026

Mitady ekipa vehivavy hanaovana Match amical
Afaka miditra mp izay vonona

Photos from ATM's post 25/04/2026

Tongava maro 🏧🔥⚽
Ialana tsiny fa tsy nisy sary ny ekipa vehivavy mba manara-dalana fa io aloha no misy 🤭😅

Photos from ATM's post 02/04/2026

Salama daholo tompoko
Ity indray ny "Calendrier Match"amin'ny faran'ity erin'andro ity ⚽😊❤️

12/03/2026

Faly miarahaba antsika rehetra tongasoa ato amin'ny pejy ATM😊😊😊
Misy ny ekipa lehilahy sy Vehivavy ato⚽⚽⚽
Indro ary "calendrier" amin'ny Faran'ity erin'andro ity⚽♥️

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo